diff --git a/21/18.txt b/21/18.txt index 8afc0f2..a14b942 100644 --- a/21/18.txt +++ b/21/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 \v 19 \v 20 Vita tamina jaspy i rindrigna igny de tamina volamena tsisy fagnarony, kara ny fitaratra madio. Ny fototra ny rindrigna igny de nasena tamin'iregny karazagna vato sarobidy marobe. Ny vôlohany de jaspy, ny faharoy safira, ny fahatelo kalkedôna, ny fahaefatra emeralda, ny fahadimy sardôniksa, ny fahenina, karneôla, ny fahafito krysôlita, ny fahavalo beryla, ny fahasivy tôpaza, ny fahafolo krysôprasô, ny faha raika ambiny folo jacinta, ny faha roy ambiny folo ametysta. \ No newline at end of file +\v 18 Vita tamina jaspy i rindrigna igny de tamina volamena tsisy fagnarony, kara ny fitaratra madio. \v 19 Ny fototra ny rindrigna igny de nasena tamin'iregny karazagna vato sarobidy marobe. Ny vôlohany de jaspy, ny faharoy safira, ny fahatelo kalkedôna, ny fahaefatra emeralda,\v 20 ny fahadimy sardôniksa, ny fahenina, karneôla, ny fahafito krysôlita, ny fahavalo beryla, ny fahasivy tôpaza, ny fahafolo krysôprasô, ny faha raika ambiny folo jacinta, ny faha roy ambiny folo ametysta. \ No newline at end of file