Sun Nov 17 2019 17:42:44 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-17 17:42:45 -08:00
commit fdd0b74039
288 changed files with 591 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 1 \v 1 Karan'izao ny fanombohan'ny filazantsaran'ny Jesôsy Kristy, zanak'Andriamanitra. \v 2 Raha efa nisoratan'i Isaia mpaminany io hoe: "Igny Aho magniraka ny irakako alohanao igny, Izy de hagnano ny lalagnanao. \v 3 Misy feo regny mafy be an-tany tsisy olona hoe: Amboery tsara ny lalagnan'ny Tompon; atôvy mahitsy ny lalan-kombany."

1
01/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Tonga tamin'ny tany maigna tsisy olona tagny i Jaona de nitory ny batisan'ny fivalozana mbàn'ny famelan-keloka avy amin'ny ota. \v 5 Tonga nagnatogna anazy tagny aby ny fokonolona tao Jerosalema de nagnotany anazy. De namboarina batisa tamin'ny tegnaranon'ny Jordana iary zareo ndreka nagneky ny fahotany. \v 6 Jaona de nagnano akanjo volon-ndrameva de nagnano fehi-kibo hoditra tamin'ny andilagnany, de valala miaraka amina tintely remby mba fohaniny.

1
01/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 De nizakainy fa: "Misy raika magnaraka afarako mahery amboniko, sady ndre Izaho tsy mendrika hangalaka ny kapany aby. \v 8 Izaho magnano batisa anareo amina rano, fa Izy ndreka hagnano batisa anareo amin'ny Fanahy Masina."

1
01/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
[Ny fandikana taloha tena tsara de mangala ny Marka16: 9-20] Ndreka avy nikoragna tamin'iary zareo ny Tompo, de nampekarina an-danitra Izy sady nitometra eo an-kavanan'Andriamanitra. De nandeha ny mpinatra nitory n

1
01/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 De nindôsin'ny Fanahy tamin'ny tany tsisy olona tagny Jesôsy. \v 13 Efapolo andro nangalan'ny satana fanahy Anazy tamin'ny tany tsisy olona tagny. Nipetraka niaraka tamin'ny bibidia Izy de nanompo Anazy ny anjely.

1
01/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Ka ndreka tratra i Jaona, de tonga tagny Galilia Jesôsy nitory ny filazantsaran'Andriamanitra, \v 15 de nizaka hoe:"Efa tonga ny andro, sady efa akeky ny fanjakan'Andriamanitra. Mba mivaloza de magnekea ny filazantsarana."

1
01/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Ndreka nandeha tamoron-dranomsin'ny Galilia Izy, de nahita an'i Simona sy Andrea nagnarato, satria mpagnarato iary zareo. \v 17 De nizaka iary zareo hoe:" Andao agnaraka anaha, fa ataoko magnarato olona anareo." \v 18 Tonga de navelan'iary zareo ny aratony ka nagnaraka Anazy iary zareo.

1
01/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Ndreka nandeha talavidavitra Jesôsy de nahita an'i Jakoba zanak'i Zebedio sy Jaona rahalahiny;tagnatin'ny sambo magnano arato. \v 20 Nantsovan'i iary zareo Izy de tonga de nenga Zebedio iabany niaraka tamin'nympikarama io, de nagnaraka Anazy iary zareo.

1
01/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 De tonga tao Kapernaomy iary zareo, tamin'ny andro Sabata, de niditra tampengonana Jesôsy nampianatra. \v 22 Gaga tamin'ny fampianarany iary zareo satria nampianatra an'iary zareo, kara olona managna fahefana mihitsy fa tsy kara ny mpanora-dàlana io.

1
01/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Aveo de nisy lilahy raika nanagna fagnahy ratsy tamin'ny fiangonan'iary zareo nihoaika mafy be, \v 24 de nizaka fa: " Ino ma ny raha ifandraisanay a Jesôsy avy a Nazareta? Tonga hampijaly anay ma zany anao a? Fantako Anao fa Anao ilay Masin'Andriamanitra!" \v 25 Nizakain'i Jesôsy mafy ny devoly ka agnano hoe:"Mangina de mivoà amin'azy!" \v 26 De ndreka lavo izy de nivôka tamin'azy nu fagnahy ratsy igny sady nizaka mafy be.

1
01/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 De gaga aby ny olona ka nifagnotany iary zareo hoe:" Io ity? Fampianarana vaovao misy fahefana ity? atrmin'ny fagnahy ratsy de magnaraka ny bekon'ny aby!" \v 28 Niparitaka nagneregna ny Galilia aby ny vaovao marobe momba Anazy.

1
01/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Ndreka avy tampengonana iary zareo de nandeha tandragnon'i Simôna de Andrea, niaraka tamin'i Jakoba iaban'i Jaona. \v 30 Arika rafozam-bavin'ny Simona ka narikoditra de tonga de nizakain'iary zareo tamin'i Jesôsy ny momba anazy. \v 31 Fa ndreka nagnatogna anazy Izy, de niresin'ny tamin'ny tagnany, de nareniny; de afaka ny arikoditrany, de nanomboka nanompo an'iary zareo izy.

1
01/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32 Nindôsin'iary zareo tamin'Azy aby ndregny narary tamin'ny alina igny atrmin'ny olona misy devoly. \v 33 Tafavory tambarangaragna aby olona marobe tantanàna teo. \v 34 Nitsabo olona marobe ndregny narary Izy, sady nandrôka demonia maro, de tsy navelany hizaka ny devoly satria nahafantatra an'Azy iary zareo.

1
01/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Nifoha mandraigna be Izy, ndre de mbola mizigna ny andro; de nenga teo Izy de tamin'ny tany mangingina sady mitokana hivavaka. \v 36 Niaragna Anazy i Simôna mbàn'ny olona niaraka tamin'Anazy io. \v 37 Ndreka hitan'iary zareo amin'izay Izy de nizaka tamin'Azy iary zareo hoe:"Miaragna Anao aby ny olona."

1
01/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38 De nizaka Izy hoe:"Andao andeha ambadika agny antsena, ambelagny tanàna mihitsy amin'izay Izaho afaka mitory teny tsara sady efa izany koa ny antony nivoahako taty." \v 39 De niteteziny aby eragny Galilia sady nitory tampengonana iary zareo de nandrôka devoly maro.

1
01/40.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 40 Nisy boka raika nagnatogna Anazy teo. De nitalaho tamin'Azy sady nandohalika de nizaka tamin'Azy hoe: "Raha mety aminao de mba sitragno aho." \v 41 Ka ndreka nalahelo anazy igny Jesôsy de nametraka tagnana tamin'azy, de nizaka hoe:"Mety. Misitragna anao." \v 42 Niaraka tamin'igny de afaka tamin'azy ny habokanany sady sitragny izy.

1
01/43.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 43 Nampitandremin'i Jesôsy mafy izy de nandefa anazy. \v 44 De nizaka Izy tamin'azy hoe: "Aza mizàka ino amin'ino mihitsy na amin'iza na iza, fa mandiana, de atoroy an'ny mpisorona ny tegnanao, de magnamboara rakitra de vokatry ny fagnafahana anao de araka ny bekon'i Mosesy, koa mba ijoroana vavolombelona amin'iary zareo."

1
01/45.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 45 De nandeha izy ka de nizakainy tamin'olona aby raha igny sady naparitakany ka de nahatonga an'i Jesôsy tsy afaka niditra nalalaka tamin'ny tanàna io aby koa. Izany ny nahatonga an'Azy nipetraka tambelagny tamin'ny toerana hafa ka de nagnatogna an'Azyaby ny olona tamin'ny toerana marobe.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 2 \v 1 Nierigna tao kapernaomy Izy afaka kelikely de regny fa tandragno tao Izy. \v 2 Maro tegnany ny olona nitangorogna de lasa tsisy ipetrahana koa ndre tambarangaragna, de aveo Jesosy nizaka raha tamin'ny ary zareo.

1
02/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 De nisy lilahy maromaro nagnatogna Anazy sady nitondra lilahy sembagna raika nitabain'ny ary zalahy efa-dahy. \v 4 ka ndreka tsy afaka nagnakeky Anazy iary zareo tratrin'ny amarozan'olona de nalain'ny ary zareo ny tafotragno tambonin'i Jesôsy teo, de aveo nazoson'ny iary zareo ny fandrena nandren'ny ralilahy sembagna igny.

1
02/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Ka ndreka nahita ny finoan'iary zareo, de nizaka Jesôsy tamin'ny lilahy sembagna igny hoe:"Zanako, efa navela ny helokanao". \v 6 De nisy sasany tamin'ny iary zareo mpanora-dalàna nipetraka teo sady nimenimenigna tagneritreritra tagny hoe: \v 7 "Magnino mahatonga an'ny lilahy io mizaka raha karan'izany? Mizaka raha ratsy ! ka tsy Andriamanitra raika mi ma afaka mamela heloka va?"

1
02/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Fa tonga de fantany Jesosy ny raha tagnatin'ny lohan'ny ary zareo . De nizaka Izy tamin'iary zareo: "Nagnino anareo na mieritreritra raha karan'izany agnatin'ny fonareo? \v 9 ino arika ny moramora, ny mizaka amin'ny lilahy sembagna io hoe : efa navela ny helokanao sa hoe: Mitsangana de bokay fandrenanao de mandihana."

1
02/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Mba halalanareo ny fanagnan'ny zanak'Olona fahefana hamela heloka ambonin'ny tany eto de izao ny raha nizakaina tamin'ny lilahy sembagna igny hoe: \v 11 "zao zakaiko aminao, mitsangàna, bokay fandrenanao de mandihana andragnonao agny. \v 12 Tonga de nitsangana izy nibata ny fandrenany tamason'olona maro be teo, de gaga aby ary zareo sady nagnome voninahitra an'Andriamanitra de nizaka hoe: "tsy mbola nahita raha karan'ity ahay."

1
02/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Aveo de nivôka tamoron-dranomasina ndreka Izy sady nagnatogna Anazy ny fokonolona de nampenariny. \v 14 De ndreka nandalo Izy de nahita an'i Levy zanak'i Alfeo nipetraka tamina pilasy fangorogna hetra de nizakain'ny hoe: "Mitsangana de magnaraha anah" de nitsangana izy nagnaraka Anazy.

1
02/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 nihinan-kanina tandragnon'i Levy Jesôsy mban'ny mpangorogna hetra de olona mpanota maromaro miaraka amin'ny mpianatrany, sady maro iary zareo tao nagnaraka Anazy. \v 16 De iary zareo mpanora-dalàna Fariseo, de ndreka nahita an'i Jesôsy niaraka nihinagna tamin'ny olona mpanota mban'ny mpangorogna hetra, de nagnotany mpianatrany hoe: "ka nagnino Izy na miaraka mihinagna amina mpangorogna hetra."

1
02/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 de ndreka naregny an'izany Jesôsy de nizaka Izy tamin'iary zareo: "Tsy ny salama no mila mpitsabo; fa zeny marary mi miaragna an'izany. Sady tsy avy agnantso ny olona marina Aho, fa ny olona mpanota."

1
02/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 De nifady hanina iary zareo mpianatran'ny Jaona mban'ny iary zareo Fariseo. Nisy lilahy maromaro nagnatogna Anazy de nagnotany hoe:"Nagnino ny mpianatran'ny Jaona mban'ny mpianatran'iary Fariseo ra mifady hanina nefa mpianatranao tsy mifady?" \v 19 De nizaka Jesôsy hoe: "Afaka mifady hanina ma zany ny mpagnatrika ny fampekarana na mbola eo ny mpampiakatra? Fa ndreka miaraka amin'ny ary zareo eo ny mpampiakatra, de tsy afaka mifady hanina ary zareo io".

1
02/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 ho avy mi ny andro hangalana ny mpampiakatra amin'ny iary zareo io, de amin'izay andro zay iary zareo, de hifady hanina. \v 21 Sady tsisy manampina lamba tonta amin'ny lamba vaovao, fa na tsy zany de lasa menga amin'azy tapa-damba igny, ny vaovao menga amin'ny taloha, de vômaika ratsy ndreka faharotàna.

1
02/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Sady tsisy olona magnilagna divaigna vaovao agnatina siny hoditra tonta, fa raha tsy zany de manjary maratran'ny divaigna ny hoditra de samby ho very ny divaigna mban'ny siny hoditra. Nefa koza, divaigna vaovao agnatina siny hoditra vaovao.

1
02/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 tamin'ny andro sabata Jesôsy de mba nandeha tamina hosy maromaro, de sady nanomboka nambely vary ny mpianatrany. \v 24 De nizaka iary Fariseo tamin'Azy: "Jahano, nagnino iary zareo magnano raha tsy mifagnaraka amin'ny lalànan'ny andro sabata?"

1
02/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 de nizaka Izy tamin'ny ary zareo hoe:" ka mbola tsy nivakinareo ma ny raha namboarin'i Davida ndreka tagnatin'ny tsy fahampiana sy ny harefognana Izy mban'ny lilahy niaraka tamin'Azy \v 26 de nagnano akory ny fomba nidirany tandragnon'Andriamanitra tamin'ny andron'ny Abiatara Mpisoronabe, ka nihinagna ny mofon'ny fagnatrehana zegny tsy ara-dalàna na ho an-jovy na zovy ny mihinagna an'izany fa de ny mpisorona raika mi, sady mbola nagnomezany maromaro zegny niaraka taminazy aza ndre?"

1
02/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Jesôsy nizaka hoe: "Ny Sabata de natokana ho an'ny zanak'olombelona, fa tsy ny zanak'olombelona natokana ho an'ny Sabata". \v 28 De raha izany izy de ny zanak'Olona no Tompo, ndre amin'ny andro Sabata."

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Marka Toko faha 2

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 3 \v 1 De nandeha tagny synagoga ndreka i Jesôsy de nisy lilahy maty tagnana zay tao. \v 2 Nijery akeky an'Azy ny olona sanasanagny hahitan'iary zareo raha agnafaka an'azy amin'ny Sabata Izy iary zareo magnadiso an'Azy.

1
03/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 De nizaka Jesôsy tamin'ny lilahy maty tagnana hoe: "Mitsangana ary robe mahitsy eto ategnategnan'olona marobe eto. \v 4 De nizaka tamin'olona Izy hoe: "Mety ve ny magnano soa amin'ny andro Sabata sa ny magnano ratsy ; mamonjy aina, sa ny mamono?" Nefa iary zareo tsy nahazaka.

1
03/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Nizaha an'iary zareo tamin'avignirana i Jesôsy, sady nalahelo Izy tamin'ny hamafisan'ny fon'iary zareo, de nizaka tamin'ny lilahy igny Izy hoe: "Atsory ny tagnanao." Natsotran'ny ralilahy igny ny tagnany de nahafaka izy. \v 6 Nivôka iary zareo fariseo sady nikonokonogna malaky niaraka tamin'ny Herodiana hiaragna tetika hamonoana an'Azy.

1
03/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Aveo Jesôsy niaraka tamin'ny mpianatrany io, nandeha tegny amoron-dranomasina, de nisy fokonolona maro nagnaraka avy tany Galilia mbàn'ny avy any Jodia \v 8 de avy agny Jerosalema mbàn'ny avy agny Edoma ka latagny amin'ny tegnaranon'i Jordana mbàn'ny magnodidignan'ny Tyra sy Sidona. Ndreka naregny momban'ny raha namboarin'iary zareo, de nisy fokonolona nandeha tamin'Azy teo.

1
03/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Nampiaragna lakana ny mpianatrany Jesôsy ho an'Azy tratrin'ny amarozan'olona teo, mba tsy hifanosehan'nyolona Izy. \v 10 tratrin'Izy nagnafaka olona maro, de nifandrobaka nagnatogna an'Azy ny olona marobe zegny nanagna aretina mba hikasiany an'Azy.

1
03/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Isaky ny nahitan'Azy ny fagnahy ratsy io, de mandondogna tanatrehany sady nihoaika, de iary zareo hoe: "Anao Zanak'Andriamanitra." \v 12 De nizakainy mafy iary zareo mba tsy hampahafantatra an'Azy.

1
03/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Niakatra tan-tendrombohitra nagnantso an'ny ndregny teny, de nagnatogna amin'Azy teo iary zareo. \v 14 Nanondro ny roambinifolo lahy Izy (zakaina hoe Apostôly), mba hafahan'iary zareo magnarka an'Azy sady mandefa an'iary zareo mitory ny hafatra, de \v 15 hanagna hery handrôka devoly. \v 16 Aveo de nanondro an'ny roiambinifolo io Izy: Simona, nomena agnarana hoe: Petera;

1
03/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Jakoba zanak'i Zebedio, miaraka amin'nyJaona rahalahiny, izay nomen'ny agnarana hoe Boanarijesy, ny dikany de hoe, zana-baratra; \v 18 de Andrea, Filipo, Baritolomeo, Matio, Tomasy, Jakoba zanak'i Alfeo, Tadeo, Simona Zelota, \v 19 de Jodasy Iskariota, zegny hamadika an'Azy my.

1
03/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 De nody tandragno Izy, niaraka tonga ndreka ny fokonolona, de nanjary tsy afaka nihinagna aby iary zareo. \v 21 Ndreka naregny momban'izany ny fianakavena, de nivôka iary zareo nangalaka an'Azy, satria nizakain'iary zareo hoe: "Very saina Izy." \v 22 Arika iary zareo mpanoro-dalàna izay nijotso avy tany Jerosalema de nizaka fa: "Ipetrahan'ny Belzeboba Izy", ka, "Amin'ny alalan'ny mpanapakan'ny devoly no androahana ny devoly."

1
03/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 De nantsovan'i Jesôsy nagnatogna an'Azy iary zareo ka nizaka an'iary zareo tam-pagnoharana hoe: "akory afahan'i satana mandrôka an'i satana? \v 24 Ndreka misy fanjakana miady andragno, de ho rava izany. \v 25 Ndreka tokantragno miady andragno de tsy aharitra ny tokantragno karan'izany.

1
03/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Ndreka nitsangana nanohitra ny tegnany ny satana de nisaraka sady tsy haharitra, de hifaragna. \v 27 Fa tsisy afaka miditra amin'ny tragno ny lilahy matanjaka ka mandroba ny fanagnany raha tsy fatorana alogny lilahy mantanjaka igny, de handroba ny teagnony izy aveo.

1
03/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Zakaiko aminareo tegnany, voavela aby ny helokan'ny zanak'olombelona, na de zaka maro zakain'ny vavany aza, \v 29 fa zegny mizaka ratsy ny fanahy Masina koza de ts voavela heloka mandrakizay." De ho diso tratrin'ny ota mandrakizay." \v 30 Nizakain'i Jesôsy iary zareo nohon'ny fizakan'iary zareo fa hoe: " Managna fagnahy ratsy Izy."

1
03/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Avy teo de tonga i endriny mbàn'ny ampiralahalahy amin'Azy de nitsangana tambelagny tao. Nandefa olona nampafantatran'iary zareo de nampagnatso Anazy. \v 32 Nipetraka nagnodidigna an'Azy ny fokonolona de nizakainy hoe: "Endrinao mbàn'ny mpirahalahy aminao ambelagny ao, sady miharagna Anao iary zareo."

1
03/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 \v 34 \v 35 De namaly Izy hoe: "ka iza ma i Endriko sy ampirahalahy aminaha?" de nijeravany magnodidigna tamin'ny olona nipetraka magnodidigna an'Azy teo, de izaka Izy hoe: "Jerevo, itôgny endriko mbàn'ny ampirahalahy aminaha! Fa na zovy na zovy magnano sitrapon'Andriamanitra, de izany my aminaha ampirahalahy aminaha de anakaviko mbàn'ny endriko."

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Marka Toko faha 3

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 \v Raha nanomboka nampianatra tamoron-dranomasina Izy, de nisy olona marobe nivory nagnodidigna an'Azy. Ndreka niditra tan-dakana Izy, de nitometra tao. Fa ny olona koja nijanogna tamoron-dranomasina aby.\v 2 Nampianatra raha marobe an'iary zareo Izy, de izao raha nizakainy.

1
04/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 " Tenoy, nisy mpamafy nandeha namafy voa. \v 4 Ndreka namafy izy, de nisy voa sasany niraraka tan-dalana, ka tonga ny vorogna de ninagna an'azy.\v 5 Ny voa sasagny niraraka tamin'ny tany nisy vatovato. Tonga de naniry izy satria tsy laligna ny tany nisy an'azy.

1
04/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Ndreka niposaka ny masoandro, de nalazo iary zareo satria tsisy vahany de maigna. \v 7 Ny voa sasagny niraraka tamin'ny tany feno fantsy. Ndreka naniry amin'izay fantsy igny de nanery an'azy ka tsisy isiny.

1
04/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Ny voa sasagny niraraka tamin'ny tany tsara de namokatra isiny marobe ndreka nitombo,sasagny nitombo in-telopolo,sasagny in-enimpolo, sasagny in-jato.\v 9 De nizaka izy aveon'igny hoe: "Ndregny manan-tadigny de aoka izy hiteno!"

1
04/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Ndreka i Jesôsy raika igny amin'izay de nagnotany an'Azy ndregny takeky an'Azy, de ny mpianatrany roiambifolo io koa, mikasikan'igny fagnoarana igny.\v 11 De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Ho anareo nagnomezana ny raha tsy fantatra amin'ny fanjakan'Andriamanitra io. Ndregny ambelagny agny de fagnoarana aby \v 12 nen'azy amin'ny fotôna hijerevan'iary zareo, ndre de hijery iary zareo de tsy hahita, ndre de hiteno iary zareo de tsy halala an'izany, kanefa raha mivalo iary zareo de hamindra ndreka Andriamanitra."

1
04/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 De nijaka Izy tamin'iary zareo hoe: "ka tsy azonareo ma raha zakaiko zany an? Ino arika atao mba azahoanareo ny fagnoarana hafa io aby? \v 14 Ny mpamboly ny voa io de tsy iza fa ny mpamafy ny teny. \v 15 Itiky ny nararaka tan-dalana tamin'ny namafazana ny teny, ka ndreka naregny an'izany iary zareo de tonga devoly nagnalaka ny ndregny voafafy tamin'iary zareo.

1
04/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Ity ndreka ny voafafy tamin'ny tany misy vatovato, de zegny naregny an'azy de nandray tamin-kafalena. \v 17 Kanefa de tsisy vahany tamin'iary zareo tao, fa tselatsela fotsiny de maty. Ndreka tonga amizany ny fijalena sy ny fagnenjena tamin'iary zareo tratry ny teny igny de lavo.

1
04/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 \v Ny sanagny ndreka de voafafy tamin' ny tany feno fantsy. De regnin'iary zareo zany, \v 19 kanefa de tafiditra tamin'iary zareo fanahiana ny fiaignan'izao, de ny famitahan'ny arena koa, sy ny filan-javatra afa ka nanery ny teny, de tsy mampamoa an'azy. \v 20 Fa ndregny voafafy tamin'ny tany tsara koja de zegny maregny ny teny sady mandray an'azy, ka nagnome vokatra iary zareo, sasany in-telopolo, sasany inenimpolo, sasany in-jaton'ny ndregny nafafy."

1
04/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
21 \v De nizaky Jesosy tamin'iary zareo hoe: "Ka ataonao agnaty sarosarogna ma jiro andaonao an-dragno sa ambany fandrena? 22 \v Fa tsy misy raha asitrika ka tsy lala na avony ka tsy hivôka.23 \v Ndregny manan-tadigny itenoana, aoka izy hiteno.

1
04/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
24 \v Nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: " Mitandrema amin'ny zaka regninareo, fa arakaraka agnoaranareo my koa no agnoarana anareo. 25 \v Satria niza niza managna, de omena marobe izy, ary niza niza tsy managna, na zeny anagnany aza de alaina amin'azy.

1
04/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 De nizaka koa Izy hoe: "Ny fanjakan'Andriamanitra de ôtran'ny olona raika mamafy voany amin'ny tany. \v 27 Mandry izy amin'ny alina de mifoa amin'ny mandraigna, ka ny vôny de maniry, fa tsy lalany hoe aôna.\v 28 Ny tany de mamoa amin'ny tegnany my: vôloany ny sampagny, aveo ny taony, aveo ny isiny. \v 29 Ndreka matoy ny isiny de aveo izy mambely an'azy."

1
04/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 30 \v Nizaka ndreka Izy hoe: "Ino azontsena ampitovina amin'ny fanjakan'Andriamanina, na ino fagnoarana hampesaintsena agnazavana an'azy?\v 31 Zany de ôtrany voatsinampy, ndreka nafafy, de izy tena farany bitaka amin'ny voa marobe ambonin'ny tany.\v 32 Nefa ndreka voafafy de maniry sady manjary agnonabe ambonin'ny kakazo marobe izy, de magnome sampagny agnonabe, ka mety agnamboarany vorogna songiny.

1
04/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Fagnoarana maro ôtran'izany nizakany ny teny araka ny zegny fafantaran'iary zareo an'azy, \v 34 kanefa de tsy nizaka tamin'iary zareo afa-tsy fagnoarana Izy. Fa ndreka Izy raika, de nazavainy tamin'ny mpianatrany fotsiny raha marobe.

1
04/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35Tamin' ny zay andro zay, ndreka arivariva, de zao nizakay tamin' iary zareo hoe: "Andao atsena itsaka agnilany egny." \v 36 Ka niala teo amin'ny fokonolona ary zareo, de nitondra an'i Jesôsy tan-dakana. De nisy lakana hafa koa niaraka tamin'iary zareo. \v 37 Avy teo de nisy agnina mafy be ary ny onjany rano niditra tan-dakana ka seka lentigna.

1
04/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38 Ary Jesôsy nandry tambodin'ny lakana, tamin'ny fandrena. De nifoazin'iary zareo Izy, de nagnano hoe: "Mpampianatra ô ! tsy mampagnino Anao zany na ho faty ato atsena ?\v 39De nifoa Izy, de nizaka tamin' ny rivotra, sy tamin'ny ranomasina hoe: " Mangìna! Milamìna! "Ka nangina ny rivotra.

1
04/40.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 40 De nizaka Izy tamin'ary zareo hoe: "Nagnino anareo na matahotra? Mbola tsy manam-pinoana my va ianareo? \v 41 "Feno taotra iary zareo ka nifampizaka hoe: "Iza ma ity, atramin' ny agnina sy ranomasina aby de magneky an'Azy?"

5
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,5 @@
<<<<<<< HEAD
Marka Toko faha 4
=======
toko faha 4
>>>>>>> 0433c4763a32de76241349c802c420f4036eb1ad

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 5 \v 1 Tonga tagnilan'ny ranomasina iary zareo, tamin'ny faritra Gerasena. \v 2 Ndreka nenga tamin'ny lakana bitaka Jesôsy, de nisy lilahy raika azon'ny fagnahy nagnatogna an'Azy avy tampasagna tegny.

1
05/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Nitometra tampasagna tagny ralilahy igny, Tsy misy nahatàna an'azy mihitsy, ndre tamin'ny rojo vy. \v 4 Voafatotra matetika tamina gadra vy miaraka amina rojo vy izy. Nitapatapainy de potika mihitsy rojo vy miaraka amn'ny gadra vy igny. Tsy nisy nanagna hery hifehy anazy mihitsy.

1
05/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Na alina na atoandro tampasagna sy tan-drembohitra tegny, de nihoaikaika izy sady nandrangotra ny tegnany taminà vato marangitra. \v 6 Ndreka nahita an"i Jesôsy talavitra tegny izy, de nihazakazaka nagnatogna an'Azy sady nondrika talohany teo.

1
05/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 De nihoaika mafy be izy hoe: "ino ma mba raha ifandraisako aminao, a Jesôsy, zanak'Andriamanitra farany agnambo? Mangataka aminao aho amin'ny agnaran'Andriamanitra raika my, aza ampijalena aho." \v 8 De nizaka Izy tamin'azy hoe: " mengà amin'ny ralilahy io, a fagnahy maloto."

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 De nagnadigna an'azy Izy hoe: "Iza ma agnaranao?" de namaly izy ho: "Legiona agnarako, satria marobe ahay ato." \v 10 De nangataka mafy tamin'Azy fezay izy mb tsy handrôka an'iary zareo ambelagny faritra.

1
05/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 De nisy lambo marobe tan-tendrombohitra, \v 12 de niangavy tamin'Azy iary zareo, nagnano hoe: "Alefaso amin'ny lambo io ahay; avialy ahay hiditra amin'iary zareo io." \v 13 Ka de navelany iary zareo; ka de nivoaka aby fagnahy maloto de niditra tamin'ny lambo io, de tonga de niridiridy mafy tagnaty hantsagna sady tonga de nivarigna andranomasina tagny aby iary zareo. Aveo lambo tagny ho agny amin'ny roa arivo tagny maty tan-dranomasina.

1
05/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Nandeha nilefa ny olona namahana ny lambo sady nikorana ny raha hitany tan-tanàna sy tambanivolo, aveo olona marobe nizaha ny raha niseho tagny. \v 15 Aveo iary zareo nandeha nagnatogna an'i Jesôsy de hitan'iary zareo ralilahy nisy devoly igny, raika nipetrahan'ny legiona, nitometra teo, nagnatao akanjo sady kanty; ka de natahotra aby iary zareo.

1
05/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Ndregny nahita ny raha ny raha niseho tamin'ny ralilahy nisy devoly igny de nikoragna tamin'iary zareo tamin'ny ambangovangony sady nikoragna momba ny lambo koa iary zareo. \v 17 De nengaven'iary zareo Izy mba handeha hoenga amin'ny faritra misy an'iary zareo.

1
05/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Ndreka hideba lakana igny Izy, de nangataka tamin'Azy ralilahy devoly igny mba hagnaraka an'Azy. \v 19 Nefa i Jesôsy nambela an'azy handeha, fe kizaka tamin'azy hoe: "Andiana mody andragnonao mbàn'ny havanao agny de tantarao amin'iary zareo zegny raha namboarin'ny Tompo taminao mbàn'ny namindràny fo taminao!" \v 20 De nody izy sady nikoragna ny raha namboarin'i Jesôsy tamin'azy tagny Dekapolisy, de gaga aby iary zareo marobe.

1
05/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Ndreka nandeha tagnilany Jesôsy, tamin'ny lakana, de io fa misy olona fatratra de fatratra nivorovoro nagnodidina an'Azy, ndreka tamorondranomasina igny Izy. \v 22 Avy teo de tonga ny raika amin'ny mpitondra Fiangonana, atao hoe Jairo, ka ndreka nahita an'Azy de nitsipy tamin'ny tongotrany. \v 23 Nengavy fezay fezay Izy, nizaka hoe: "Marary mafy efa ho faty ny zanako viavy. Mengavy Anao aho, mba andao apetraho amin'Azy tagnananao mba ahafaka sady ahavelogna an'azy." \v 24 De nagnaraka Izy, de olona marobe sady nagnodidigna an'Azy.

1
05/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 De nisy viavy raika zay teo tratrin'ny fahaverezan-drà tagnatin'ny roambinifolo taona. \v 26 Nijaly mafy tegnany izy sady nandeha tamina mpitsabo marobe sady efa nandany fanagnana maro, nefa de mbola tsy nahafaka fa vomaika nandrepaka. \v 27 Ndreka naregny korana momba an'i Jesôsy Izy, de nandeha tafaran'i Jesôsy Izy sady nikasika ny lambany.

1
05/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Satria zao nizakainy: "Ndreka mavôkasika ny lambany fotsiny aho de afaka." \v 29 Ndreka nikasika an'azy Izy, de negnina ny rà nandeha, sady tsapany laligna fa tena afaka ny aretina nahazo an'azy.

1
05/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Fantan'i Jesôsy fa nisy hery nenga tamin'Azy. Nitodika tamin'ny fokonolona Izy de nizaka hoe: "nizaka nikasika ny lambako?" \v 31 De namaly an'Azy mpianatrany hoe: "hitanao olona marobe mifanisika aminao io, de zakainao hoe: "iza mitàna anaha." \v 32 De nizaha ny magnodidigna an'Azy Jesôsy mba hahitany ndregny nagnano an'izany.

1
05/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Viavy igny, nafantatra ny raha nisy tamin'Azy, de natahotra sady nangitakitaka. Nagnatogna izy de nitsipy talohan'i Jesôsy ka nizaka tamin'Azy aby ny marina. \v 34 De nizaka tamin'azy Jesôsy hoe: "Zanako, ny finoanao , no nahafaka anao. Mandiana amin'ny fiadanana de mahafaha amin'ny aretinanao."

1
05/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Ndreka mbola nizaka igny Izy, de avy ny olona sasany tagny amin'ny mpitondra fiangonana, nagnano hoe: "Efa maty zanakao. Nagnino anao raha mbola manaragna ny mpampianatra?"

1
05/36.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 36 Ka ndreka naregny ny raha nikoragnin'iary zareo Jesôsy, de nizaka Izy tamin'ny mpitondra fiangonana hoe: "Aza matahotra. Managnà finoana". \v 37 Sady tsisy nekeny hiaraka tamin'Azy afa tsy Petera, Jakoba, de i Jaona, rahalahin'i \v 38 Jakoba.Tonga tandragnon'ny mpitondra fiangonana igny iary zareo, sady nahita olona nitabataba be teo; nitomagny sady nibabababa mafy iary zareo.

1
05/39.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 39 Ndreka niditra tandragno Izy, de nizaka tamin'iary zareo hoe: "Nagnino anareo maresaka sady nitomagny? Tsy maty zaza ty fa mandry fotsiny." \v 40 Nimehezan'iary zareo Izy. Navoakany tan-tany iary zareo marobe, de nalainy iabany amin'ny endriny zaza igny mbàn'ny olona niaraka tamin'azy, de niditra tagn'efitra nisy zaza igny Izy.

1
05/41.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 41 Nitanany tagnan'ny zaza de nizaka tamin'azy hoe: "Talita, Komy!" ndreka azavaina de hoe: "Zaza viavy, mizaka aminao hoe, mitsangàna. \v 42 Tonga de nitsangana i zaza viavy igny de nandeha (satria roiambinifolo taona izy). gaga tampoka iary zareo. \v 43 Nandrara mafy an'iary zareo mba tsisy n'iza n'iza halala ny mikasikan'izany. Aveo de nampagnomezany hanina i zaza viavy igny.

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Marka Toko Faha 5

1
06/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 6 \v 1 Niala tamin'ny tanàna io izy fa nandeha amin'ny tanindrazagnany, de nagnaraka an'Azy mpianatrany. \v 2 Ka ndreka tonga ny andro sabata, de nampianatra tamin'ny fiangonana, Izy. Gaga aby ny olona naregny an'Azy. Nizaka iary zareo hoe: "Avy taza nazahoan'iary zareo fampianarana izany?" "Ino fahakantena nomena an'Azy izany?" "Ino aby ny fahagagana namboarin'ny tamin'ny tagnany?" \v 3 "Tsy mpandrafitra igny va arô io va, i zanak'i Maria ampiandry amin'i Jakoba mbàn'iary Josesy miaraka amin'ny Jodasy de Simona? Tsy miaraka amintsena eto ma ny anakaviny igny a? Vignitra tamin'i Jesôsy iary zareo.

1
06/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 De nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Tsisy mpaminagny tsy hajaina, raha tsy amin'ny tanindrazagnany, de amin'ny havany marivo mbàn'ny ankohonany manokana my." \v 5 Tsy afaka magnano asa mahavarena Izy, afa tsy fametrahana tagnana tamina marary bitabitaka sady magnasitragna an'iary zareo. \v 6 Gaga noho ny tsy finoany iary zareo Izy. Ndreka aveo nandeha nagnodidigna ny tanàna Izy hampianatra.

1
06/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Ndreka aveo de nagnantsoan'iary zareo. roiambinifolo lahy Izy sady nanomboka nagniraka an'iary zareo tsiroidroy, sady nomen'ny fahefana tamina fagnahy maloto iary zareo, \v 8 sady nadràra an'iary zareo tsy hitondra ino amin'ino amin'ny andianany, na mofo, na sandrify, na vola amin'ny fehin-kibon'iary zareo_ afa tsy tangala my_ \v 9 hagnatao kapa, fa ts hagnatao akanjo roy.

1
06/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Na vena na vena anareo miditra amina tragno raika, de mitomera ao mandra-pilanareo agny. \v 11 Ndreka misy tanàna tsy mandrôka na tsy miteno anareo, ndreka miala amin'ny pilasy izany anareo, de ahintsagno vovoka amin'ny tongotranareo mba ho fijoroana vavvolombelona amin'iary zareo."

1
06/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 De nandeha iary zareo sady nitory fa ny olona de ts tokony tsy hagnano raha ratsy koa. \v 13 Nandrôka demonia maro iary zareo, sady nagnosotra diloilo tamin'ny marary maro ka de nahafaka aby io.

1
06/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Regnin'i Heroda mpanjaka izany, satria nanajary regny laza ny agnaran'i Jesôsy. Ny sanagny mizaka hoe: "Nifokatra angamba i Jaona mpanao batisa, de miasa agnatin'izany hery mahagaga izany." \v 15 Fa ny sanagny kosa de mizaka hoe: " Elia Izy". Ny sanagny ndreka nizaka hoe:"Mpaminany Izy, karan'iary zareo tamin'ny andro taloha."

1
06/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 \v 17 Ndreka regniny Heroda izany de nizaka Izy hoe: "Jaona zay nitapahiko loha, no nifokatra. Fa Heroda no nampagnambotra an'i an'i Jaona sady nagnandefa an'Azy tagny an-tranomaizina noho ny raha ataon'ny Herodiasy (vadin'i ampiandry amin'ny Filipo), satria nataony vady raviavy igny.

1
06/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 fa i Jaona nizaka an'i Heroda hoe: "ts mety amin'ny lalàna ny hanambadianao ny vadin'ny ampiandry aminao." \v 19 De vignitra tamin'azy Herodiasy ka niaragna raha hamonoana an'azy, nefa tsy afaka, \v 20 noho ny fahatahoran'i Heroda an'i Jaona; fantany fa olona marina masina be izy. De niaro an'azy izy. Nanahiran-tsaigna an'azy ny fitenoana an'izany, ka de mbola niteno an'azy tamin-kafalena my izy.

1
06/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Arika nisy irika tamin'ny fitsingrenan'ny taona nahaterahan'i Heroda ka de nasainy ny lehibeny io, mbàn'ny mpifehy an'azy io, de iary zareo mpitarikan'ny Galilia. \v 22 De niditra amin'ny tragno fagnamboarana fety ny zanaka viavin'ny mpanjaka sady nandihy ho an'azy, sady natsatsara an'i Heroda mbàn'iary zareo vahiny nantsovana tamin'ny fihinana izy. Nizakaiin'ny mpanjaka tamin'ny zazaviavy igny hoe: "Angatay aminaha aby zegny raha tenao de homeko anao."

1
06/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 De nifanta tamin'azy izy nagnano hoe: " N'ino n'ino angatahinao aminaha, de homeko anao aby, hatramin'ny antsatsakin'ny fanjakako." \v 24 De nivôka izy sady nizaka tamin'ny endriny hoe: "Ino ny tokony angatahiko amin'azy?" Ny lohan'i Jaona mpagnano batisa." \v 25 Teo no ho eo my de nierigna tagny amin'ny mpanjaka iazy, de nangataka, nagnano hoe: "Teko omenao anaha, amin'izao de amin'izao, eo ambonin'ny kopy ny lohan'i Jaona mpagnano batisa."

1
06/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Ndre de nampalahelo be an'ny mpanjaka izany, de tsy afaka nadà ny raha nangatahiny izy noho ny fanta nataony noho ny vahiny nasainy tamin'ny fihinana. \v 27 Izany ny nahatonga an'azy nandidy miaramila raika avy tamin'ny mpiambina an'ny mpanjaka sady nandidy an'azy anazy hitondra ny lohan'i Jaona amin'azy eo. Nandeha ny mpiambina de nanapaka ny lohany tao an-dragnomizigna. \v 28 Nindôsiny tambon'ny kopy ny lohany de nomeny an'ny zazaviavy igny, i zazaviavy igny koza nagnome anazy an'ny endriny. \v 29 Ndreka regniny mpianatrany izany, de tonga iary zareo nangalaka ny fatiny de nandevigna an'azy tam-pasagna.

1
06/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Nierigna tamin'ny Jesôsy aby ny apostoly de nikoragna tamin'azy ny raha marobe vitan'iary zareo mbàn'ny raha nampenarin'iary zareo. \v 31 De nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Andao antsena ho agny amin'ny tany tsisy olona mba hangala roboka bitaka. Fa maro ny olona nidavoy, sady tsy manam-potoana hinanan-kanina aby iary zareo. \v 32 De nandeha tamina lakana iary zareo mba ho agny amin'ny tany tsisy ino amin'ino.

1
06/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Iary zareo nahita an' azy io nandeha de maro ny nahalala an'azy io, de niaraka nihazakazaka an-tongotra avy tagny amin'ny tanàna marobe iary zareo, ka talohan'iary zareo nitongavany teo. \v 34 Ndreka tonga tamorogny tegny iary zareo, de nahatsinjo olona marobe Izy nampalahelo an'Azy iary zareo satria kara ondry tsy managna mpiambina iary zareo. De nanomboka nampianatra raha maro an'iary zareo Izy.

1
06/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Ndreka alina ny andro de nagnatogna an'zy ny mpianatrany ka nagnano hoe: "Toerana tsisy ino amin'ino eto nefa ny andro efa ho alina sahady. \v 36 Alefaso mividy hanina amin'ny vohitra na amin'ny tanàna magnodidigna eto iary zareo ho an'azy."

1
06/37.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 37 De namaly Izy ka nizaka tamin'iary zareo hoe: "Mahazo mandeha mividy mofo na denaria roanjato ma ahay de omena an'iary zareo ohaniny?" \v 38 De nizaka izy tamin'iary zareo hoe: Firy no mofo agnanareo? Mandiana arika jerevo." Ndreka hitany, de nizaka iary zareo hoe: "Mofo dimy de laoka roy."

Some files were not shown because too many files have changed in this diff Show More