-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/03/07.txt

1 line
386 B
Plaintext

\v 7 Aveo Jesôsy niaraka tamin'ny mpianatrany io, nandeha tegny amoron-dranomasina, de nisy fokonolona maro nagnaraka avy tany Galilia mbàn'ny avy any Jodia \v 8 de avy agny Jerosalema mbàn'ny avy agny Edoma ka latagny amin'ny tegnaranon'i Jordana mbàn'ny magnodidignan'ny Tyra sy Sidona. Ndreka naregny momban'ny raha namboarin'iary zareo, de nisy fokonolona nandeha tamin'Azy teo.