-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/02/15.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 15 nihinan-kanina tandragnon'i Levy Jesôsy mban'ny mpangorogna hetra de olona mpanota maromaro miaraka amin'ny mpianatrany, sady maro iary zareo tao nagnaraka Anazy. \v 16 De iary zareo mpanora-dalàna Fariseo, de ndreka nahita an'i Jesôsy niaraka nihinagna tamin'ny olona mpanota mban'ny mpangorogna hetra, de nagnotany mpianatrany hoe: "ka nagnino Izy na miaraka mihinagna amina mpangorogna hetra."