-x-antambahoaka_mrk_text_ulb/02/03.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 3 De nisy lilahy maromaro nagnatogna Anazy sady nitondra lilahy sembagna raika nitabain'ny ary zalahy efa-dahy. \v 4 ka ndreka tsy afaka nagnakeky Anazy iary zareo tratrin'ny amarozan'olona de nalain'ny ary zareo ny tafotragno tambonin'i Jesôsy teo, de aveo nazoson'ny iary zareo ny fandrena nandren'ny ralilahy sembagna igny.