plt_tn/jhn/13/23.md

643 B

Nisy iray tamin'ireo mpianany, izay tian'i Jesosy

Jaona no resaka eto.

nipetraka teo amin'ny latabatra

Tamin'ny andron'i Kristy, dia miaraka misakafo araka ny fomba Grika ireo Jiosy, izay mipetraka amin'ny sisiny eo ambonin'ny fandriana.

ampitan'i Jesosy

Ny mipetraka mifanatrika amin'ny mpisakafo hafa, amin'ny fomba Grika, dia mampiseho finamanana tena lehibe miaraka amin'ilay ifanatrehana.

tian'i Jesosy

Ity dia ilay karazana fitiavana izay avy amin'Andriamanitra ary mifantoka amin'izay mahatsara ny hafa, na dia tsy mahazo tombony aza ianao. Izany karazana fitiavana izany dia mitsinjo ny hafa, na inona na inona nataony.