plt_tn/jhn/13/23.md

16 lines
643 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nisy iray tamin'ireo mpianany, izay tian'i Jesosy
Jaona no resaka eto.
# nipetraka teo amin'ny latabatra
Tamin'ny andron'i Kristy, dia miaraka misakafo araka ny fomba Grika ireo Jiosy, izay mipetraka amin'ny sisiny eo ambonin'ny fandriana.
# ampitan'i Jesosy
Ny mipetraka mifanatrika amin'ny mpisakafo hafa, amin'ny fomba Grika, dia mampiseho finamanana tena lehibe miaraka amin'ilay ifanatrehana.
# tian'i Jesosy
Ity dia ilay karazana fitiavana izay avy amin'Andriamanitra ary mifantoka amin'izay mahatsara ny hafa, na dia tsy mahazo tombony aza ianao. Izany karazana fitiavana izany dia mitsinjo ny hafa, na inona na inona nataony.