plt_tn/jhn/05/10.md

12 lines
297 B
Markdown

# Dia hoy ireo Jiosy tamin'ilay sitrana
Ireo Jiosy (indrindra fa ireo mpitarika ireo Jiosy) dia tezitra raha nahita ilay lehilahy nitondra ny fandriany tamin'ny andro Sabata.
# Sabata ny andro
"andro fitsaharan'Andriamanitra izany"
# Ilay nanasitrana ahy
"Ilay lehilahy izay nahasitrana ahy"