plt_tn/jhn/05/10.md

297 B

Dia hoy ireo Jiosy tamin'ilay sitrana

Ireo Jiosy (indrindra fa ireo mpitarika ireo Jiosy) dia tezitra raha nahita ilay lehilahy nitondra ny fandriany tamin'ny andro Sabata.

Sabata ny andro

"andro fitsaharan'Andriamanitra izany"

Ilay nanasitrana ahy

"Ilay lehilahy izay nahasitrana ahy"