plt_tn/jer/08/16.md

48 lines
1.1 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nanohy ny hafany momban'ny sazy ahazo an'i Joda Yaveh.
# Re avy any Dana ny feonfiefon'ireo soavaly lahiny
DH: "ny olona ao Dana dia nandre ny feon'ny tafika fahavalo tonga hanafika an'i Joda."
# Mihozongozona ny tany manontolo
DH: "nangovitry ny tahotra ny olona teo amin'ilay tany"
# noho ny feon'ny fieron'ireo soavaly matanjaka
"rehefa nandre ny feon'ireo soavaly matanjakin'ny fahavalo
# fierona
Feo izay havoakan'ny soavaly
# Fa ho avy izy ireo
Ny teny "izy ireo" dia manondro ireo tafika manafika.
# ary hamotika ny tany
"ary handrava ny tany."
# Fa indro, handefa bibilava aminareo Ah
Ireo bibilava dia manondro ireo tafika fahavalo. DH: "handefa ireo miaramila fahavalo hiady aminareo Aho."
# menarana izay tsy ho azonareo tambatambazana
DH: "vipera izay tsy azonareo roasina amin'ny ody."
# vipera
karazana bibilava izay mamoka poizina sy manana vangy lava
# Hanaikitra anareo ireo
DH: "hanafika anareo ireo" na "hamotika anareo ireo."
# izany no fanambaran'i Yaveh.
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.