# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nanohy ny hafany momban'ny sazy ahazo an'i Joda Yaveh. # Re avy any Dana ny feonfiefon'ireo soavaly lahiny DH: "ny olona ao Dana dia nandre ny feon'ny tafika fahavalo tonga hanafika an'i Joda." # Mihozongozona ny tany manontolo DH: "nangovitry ny tahotra ny olona teo amin'ilay tany" # noho ny feon'ny fieron'ireo soavaly matanjaka "rehefa nandre ny feon'ireo soavaly matanjakin'ny fahavalo # fierona Feo izay havoakan'ny soavaly # Fa ho avy izy ireo Ny teny "izy ireo" dia manondro ireo tafika manafika. # ary hamotika ny tany "ary handrava ny tany." # Fa indro, handefa bibilava aminareo Ah Ireo bibilava dia manondro ireo tafika fahavalo. DH: "handefa ireo miaramila fahavalo hiady aminareo Aho." # menarana izay tsy ho azonareo tambatambazana DH: "vipera izay tsy azonareo roasina amin'ny ody." # vipera karazana bibilava izay mamoka poizina sy manana vangy lava # Hanaikitra anareo ireo DH: "hanafika anareo ireo" na "hamotika anareo ireo." # izany no fanambaran'i Yaveh. Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.