plt_tn/jdg/06/14.md

981 B

Nijery azy i Yaveh

"Nijery an'i Gideona i Yaveh"

eo an-tanan'i

"tanana" eto dia midika hoe hery na fahefana.

i Midiana

"Midiana" eto dia ireo vahoakan'i Midiana. D.H: "ireo Midianita"

Tsy efa naniraka anao ve Aho?

Nametraka fanontaniana i Yaveh mba hampatsiahy an'i Gideona fa naniraka azy Izy. "Naniraka" eto dia midika hoe nanendry an'i Gideona amin'ny asa manokana i Yaveh. DH: "Izaho, Yaveh, no maniraka anao"

ry Tompo

Nataon'i Gideona hoe "Tompo" ilay olona fa tsy "tompoko" tahaka ny ao amin'ny 6:13. Eto dia fantapatatr'i Gideona fa miresaka amin'i Yaveh izy.

Ahoana ... no hamonjeko an'Israely?

Nametraka fanontaniana i Gideona mba hanasongadinany fa tsy afaka mamonjy ny Israelita izy. DH: "Tsy ho vitako ny hamonjy ny Israelita!"

Indro

"mba hevero re" na "henoy"

ao amin'i Manase

"ao amin'ny fokon'i Manase"

ao an-tranon'ny raiko

"trano" eto dia midika hoe fianakaviana. DH: "ao amin'ny fianakavian'ny raiko" na "ao amin'ny ankohonako"