forked from WA-Catalog/plt_tn
32 lines
1.6 KiB
Markdown
32 lines
1.6 KiB
Markdown
# Fa raha voasarona ny filazantsaranay, izany dia ho voasarona amin'ireo izay maty irery ihany
|
|
|
|
Izany dia manambara ny 3:14, izay nanazavan'i Paoly fa misy ny voaly ara-panahy izay manakana ny olona tsy hahatakatra ny fanekena taloha izy ireo. Araka izany koa, dia tsy afaka ny hahatakatra ny filazantsara ny olona.
|
|
|
|
# raha voasarona ny filazantsaranay, izany dia ho voasarona
|
|
|
|
Azo atao hoe DH: "raha misy voaly manarona ny filazantsaranay, dia izany voaly izany no manarona azy"
|
|
|
|
# ny filazantsaranay
|
|
|
|
"ny filazantsara izay torinay" Testing
|
|
|
|
# ny andriamanitr'izao tontolo izao nahajamba ireo saina tsy minon'izy ireo
|
|
|
|
Paoly dia miresaka ny amin'ny hevitr'izy ireo toy ny hoe misy maso, ary ny tsy fahaizan'izy ireo mahatakatra ho toy ny hoe afaka mahita ny sain'izy ireo. DH: "Ilay andriamanitr'izao tontolo izao dia manakana ireo tsy mpino tsy hahatakatra"
|
|
|
|
# ny andriamanitr'izao tontolo izao
|
|
|
|
"ny andriamanitra izay mandidy an'izao tontolo izao" Io fehezanteny io dia entina ilazana an'i Satana.
|
|
|
|
# tsy afaka mahita ny fahazavan'ny filazantsaran'ny voninahitr'i Kristy
|
|
|
|
Tahaka ireo zanak'Israely tsy nahita ny voninahitr'Andriamanitra namirapiratra eo amin'ny tavan'i Mosesy satria nosaronany tamin'ny volay izany (Izahao 3:12), ireo tsy mpino dia tsy afaka ny hahita ny voninahitr'i Kristy izay mamirapiratra amin'ny filazantsara. Izany dia midika fa tsy afaka ny hahazo ny filazantsaran'ny voninahitr'i Kristy izy ireo"
|
|
|
|
# fahazavan'ny filazantsara
|
|
|
|
"ny fahazavana avy amin'ny filazantsara"
|
|
|
|
# ny filazantsaran'ny voninahitr'i Kristy
|
|
|
|
"ny filazantsara momba ny voninahitr'i Kristy"
|