plt_tn/2co/04/03.md

1.6 KiB

Fa raha voasarona ny filazantsaranay, izany dia ho voasarona amin'ireo izay maty irery ihany

Izany dia manambara ny 3:14, izay nanazavan'i Paoly fa misy ny voaly ara-panahy izay manakana ny olona tsy hahatakatra ny fanekena taloha izy ireo. Araka izany koa, dia tsy afaka ny hahatakatra ny filazantsara ny olona.

raha voasarona ny filazantsaranay, izany dia ho voasarona

Azo atao hoe DH: "raha misy voaly manarona ny filazantsaranay, dia izany voaly izany no manarona azy"

ny filazantsaranay

"ny filazantsara izay torinay" Testing

ny andriamanitr'izao tontolo izao nahajamba ireo saina tsy minon'izy ireo

Paoly dia miresaka ny amin'ny hevitr'izy ireo toy ny hoe misy maso, ary ny tsy fahaizan'izy ireo mahatakatra ho toy ny hoe afaka mahita ny sain'izy ireo. DH: "Ilay andriamanitr'izao tontolo izao dia manakana ireo tsy mpino tsy hahatakatra"

ny andriamanitr'izao tontolo izao

"ny andriamanitra izay mandidy an'izao tontolo izao" Io fehezanteny io dia entina ilazana an'i Satana.

tsy afaka mahita ny fahazavan'ny filazantsaran'ny voninahitr'i Kristy

Tahaka ireo zanak'Israely tsy nahita ny voninahitr'Andriamanitra namirapiratra eo amin'ny tavan'i Mosesy satria nosaronany tamin'ny volay izany (Izahao 3:12), ireo tsy mpino dia tsy afaka ny hahita ny voninahitr'i Kristy izay mamirapiratra amin'ny filazantsara. Izany dia midika fa tsy afaka ny hahazo ny filazantsaran'ny voninahitr'i Kristy izy ireo"

fahazavan'ny filazantsara

"ny fahazavana avy amin'ny filazantsara"

ny filazantsaran'ny voninahitr'i Kristy

"ny filazantsara momba ny voninahitr'i Kristy"