plt_tn/2ki/12/09.md

751 B

Fa kosa

"Raha toa ka ireo mpisorona no tokony hanagona ny vola" test

teo ankavanan'ny fidirana ao amin'ny tranon'i Yaveh

"teo ankavanan'ny fidirana mankao amin'ny tempoly"

nametraka

"nametraka tao am-bata" (UDB)

ny vola rehetra izay nentina

Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "ny rehetra izay nentin'ny olona"

nametraka ny vola tao anaty kitapo ary manisa izany avy eo

Betsaka amin'ireo dikan-teny no nandahatra izany araka ny filaharany tena izy, toy ny hoe "nanisa ny vola ary nametraka izany tao anaty kitapo."

nametraka ny vola tao anaty kitapo

Ireo mety ho dikany dia 1) "nametraka ny vola tao anaty kitapo" na "namatotra ny vola tao anaty kitapo" (UDB).

ilay vola hita

"ny vola izay hitan'izy ireo tao am-bata"