# Fa kosa "Raha toa ka ireo mpisorona no tokony hanagona ny vola" test # teo ankavanan'ny fidirana ao amin'ny tranon'i Yaveh "teo ankavanan'ny fidirana mankao amin'ny tempoly" # nametraka "nametraka tao am-bata" (UDB) # ny vola rehetra izay nentina Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "ny rehetra izay nentin'ny olona" # nametraka ny vola tao anaty kitapo ary manisa izany avy eo Betsaka amin'ireo dikan-teny no nandahatra izany araka ny filaharany tena izy, toy ny hoe "nanisa ny vola ary nametraka izany tao anaty kitapo." # nametraka ny vola tao anaty kitapo Ireo mety ho dikany dia 1) "nametraka ny vola tao anaty kitapo" na "namatotra ny vola tao anaty kitapo" (UDB). # ilay vola hita "ny vola izay hitan'izy ireo tao am-bata"