plt_tn/jhn/05/07.md

20 lines
483 B
Markdown

# Tompoko, tsy manana
Eto ny teny hoe "tompoko" dia marikin'ny fanajana olona.
# rehefa mihetsika ny rano
DH: "Rehefa ahetsiky ny anjely ny rano"
# ao anaty farihy
Ity dia lavaka eo amin'ny tany izay fenon'ny olona rano. Indraindray asian'izy ireo vato ny sisiny. Jereo ny nandikanao ny "farihy" tao amin'ny 5:1.
# misy misosoka eo alohako
"misy olona hafa foana miditra alohako ao anatin'ny farihy."
# ento ny fandrianao, ka mandehana
"alaivo ny fatorianao, dia mandehana"