# Tompoko, tsy manana Eto ny teny hoe "tompoko" dia marikin'ny fanajana olona. # rehefa mihetsika ny rano DH: "Rehefa ahetsiky ny anjely ny rano" # ao anaty farihy Ity dia lavaka eo amin'ny tany izay fenon'ny olona rano. Indraindray asian'izy ireo vato ny sisiny. Jereo ny nandikanao ny "farihy" tao amin'ny 5:1. # misy misosoka eo alohako "misy olona hafa foana miditra alohako ao anatin'ny farihy." # ento ny fandrianao, ka mandehana "alaivo ny fatorianao, dia mandehana"