forked from WA-Catalog/plt_tn
887 B
887 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Eto ny teny hoe "izy" dia manondro an'i Paoly.
filozofa Epikoreana sy Stoika
Ireo olona ireo dia nino fa ny zava-drehetra dia noforonina vintana ary ireo andriamanitra dia sahirana loatra satria sanganehana amin'ny fitondrana an'izao tontolo izao. Nolavin'izy ireo ny fitsanganana amin'ny maty ary naniry fahafinaretana tsotra fotsiny.
Filozofa Stoika
Ireo olona ireo dia nino fa ny fahafahana dia avy amin'ny fandavana ny anjara. Nolavin'izy ireo ilay Andriamanitra be fitiavana sy ny fitsanganana amin'ny maty.
Ny sasany nilaza
" Ny sasany nilaza tamin'ireo filozofa koa nilaza"
Inona no tian'io be resaka io ho lazaina?
DH: "Inona ity olona tsy nahita fianarana ity"
ireo andriamanitra hafa
izany tsy midika hoe "hafahafa" fa kosa hoe "vahiny", ireo andriamanitra izay tsy nivavahan'ireo Grika sy Romana na fantatr'izy ireo.