forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
887 B
Markdown
24 lines
887 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Eto ny teny hoe "izy" dia manondro an'i Paoly.
|
|
|
|
# filozofa Epikoreana sy Stoika
|
|
|
|
Ireo olona ireo dia nino fa ny zava-drehetra dia noforonina vintana ary ireo andriamanitra dia sahirana loatra satria sanganehana amin'ny fitondrana an'izao tontolo izao. Nolavin'izy ireo ny fitsanganana amin'ny maty ary naniry fahafinaretana tsotra fotsiny.
|
|
|
|
# Filozofa Stoika
|
|
|
|
Ireo olona ireo dia nino fa ny fahafahana dia avy amin'ny fandavana ny anjara. Nolavin'izy ireo ilay Andriamanitra be fitiavana sy ny fitsanganana amin'ny maty.
|
|
|
|
# Ny sasany nilaza
|
|
|
|
" Ny sasany nilaza tamin'ireo filozofa koa nilaza"
|
|
|
|
# Inona no tian'io be resaka io ho lazaina?
|
|
|
|
DH: "Inona ity olona tsy nahita fianarana ity"
|
|
|
|
# ireo andriamanitra hafa
|
|
|
|
izany tsy midika hoe "hafahafa" fa kosa hoe "vahiny", ireo andriamanitra izay tsy nivavahan'ireo Grika sy Romana na fantatr'izy ireo.
|