Tue Sep 29 2020 10:20:09 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-09-29 10:20:09 -04:00
parent d66f5589e5
commit 9df82438cc
4 changed files with 4 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 Lajaiko idraika hoe: " Aja avela hieritreritra hoe môla aho. Fa raha magnano ijany anareo, die reso hôtran'ny môla aho ka ba hirehareha kele. \v 17 Ijay lajaiko momba an'itoy fahatokisana mirehareha itoy die tsy araka ny lajain'ny Tompo, fa mety hôtran'ny môla aho. \v 18 Fa efa raha be ny olo no mirehareha araka ny nofo, die hirehareha mandy koa aho.
\v 16 Lajaiko idraika hoe: "Aja avela hieritreritra hoe môla aho. Fa raha magnano ijany anareo, die reso hôtran'ny môla aho ka ba hirehareha kele. \v 17 Ijay lajaiko momba an'itoy fahatokisana mirehareha itoy die tsy araka ny lajain'ny Tompo, fa mety hôtran'ny môla aho. \v 18 Fa efa raha be ny olo no mirehareha araka ny nofo, die hirehareha mandy koa aho.

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 Nagneky am-pifalena ireo môlan'areo. Die hoe hendry ny tegnanareo! \v 20 Fa mandefitra amin'ny olo anareo raha magnandevo anareo, mandany anareo, magnararaotra anareo, mandray ny tegnany ho ambony hôtran'areo, na raha mamely tefaka anareo ijy. \v 21 Ho lajaiko amin'ny fahafaham-barakanay fa malemy lôtra ahay tamin'ny fanôvana ijane. Laha misy mirehareha--die mivoria hôtra ny môla aho--Aho mandy koa die mirehareha.
\v 19 Nagneky am-pifalena ireo môlan'areo. Die hoe hendry ny tegnanareo! \v 20 Fa mandefitra amin'ny olo anareo raha magnandevo anareo, mandany anareo, magnararaotra anareo, mandray ny tegnany ho ambony hôtran'areo, na raha mamely tefaka anareo ijy. \v 21 Ho lajaiko amin'ny fahafaham-barakanay fa malemy lôtra ahay tamin'ny fanôvana ijane. Laha misy mirehareha-die mivoria hôtra ny môla aho-Aho mandy koa die mirehareha.

1
11/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 11

View File

@ -138,6 +138,7 @@
"10-13",
"10-15",
"10-17",
"11-title",
"11-01",
"11-03",
"11-05",