diff --git a/11/16.txt b/11/16.txt index 8883049..b6698e5 100644 --- a/11/16.txt +++ b/11/16.txt @@ -1 +1 @@ -\v 16 Lajaiko idraika hoe: " Aja avela hieritreritra hoe môla aho. Fa raha magnano ijany anareo, die reso hôtran'ny môla aho ka ba hirehareha kele. \v 17 Ijay lajaiko momba an'itoy fahatokisana mirehareha itoy die tsy araka ny lajain'ny Tompo, fa mety hôtran'ny môla aho. \v 18 Fa efa raha be ny olo no mirehareha araka ny nofo, die hirehareha mandy koa aho. \ No newline at end of file +\v 16 Lajaiko idraika hoe: "Aja avela hieritreritra hoe môla aho. Fa raha magnano ijany anareo, die reso hôtran'ny môla aho ka ba hirehareha kele. \v 17 Ijay lajaiko momba an'itoy fahatokisana mirehareha itoy die tsy araka ny lajain'ny Tompo, fa mety hôtran'ny môla aho. \v 18 Fa efa raha be ny olo no mirehareha araka ny nofo, die hirehareha mandy koa aho. \ No newline at end of file diff --git a/11/19.txt b/11/19.txt index 39f1b87..2d70471 100644 --- a/11/19.txt +++ b/11/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 Nagneky am-pifalena ireo môlan'areo. Die hoe hendry ny tegnanareo! \v 20 Fa mandefitra amin'ny olo anareo raha magnandevo anareo, mandany anareo, magnararaotra anareo, mandray ny tegnany ho ambony hôtran'areo, na raha mamely tefaka anareo ijy. \v 21 Ho lajaiko amin'ny fahafaham-barakanay fa malemy lôtra ahay tamin'ny fanôvana ijane. Laha misy mirehareha--die mivoria hôtra ny môla aho--Aho mandy koa die mirehareha. \ No newline at end of file +\v 19 Nagneky am-pifalena ireo môlan'areo. Die hoe hendry ny tegnanareo! \v 20 Fa mandefitra amin'ny olo anareo raha magnandevo anareo, mandany anareo, magnararaotra anareo, mandray ny tegnany ho ambony hôtran'areo, na raha mamely tefaka anareo ijy. \v 21 Ho lajaiko amin'ny fahafaham-barakanay fa malemy lôtra ahay tamin'ny fanôvana ijane. Laha misy mirehareha-die mivoria hôtra ny môla aho-Aho mandy koa die mirehareha. \ No newline at end of file diff --git a/11/title.txt b/11/title.txt new file mode 100644 index 0000000..85e81e8 --- /dev/null +++ b/11/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 11 \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 0391b87..c61601e 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -138,6 +138,7 @@ "10-13", "10-15", "10-17", + "11-title", "11-01", "11-03", "11-05",