Tue Sep 29 2020 10:18:08 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-09-29 10:18:09 -04:00
parent 095fa1981c
commit d66f5589e5
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Ny fagnatanterahana io asa fanompôna io die tsy vitan'ny hoe mahafeno ny raha ilain'ny mpino fotsiny mandy. Mitombo mandy koa ijany amin'ny asa fanomejam-pisôrana rahabe an'Andriamanitra. \v 13 Fa noho ny fitsapana anareo ijay vôporofo amin'io asa io, die hagnome voninahitre an' Andriamanitra koa anareo amin'ny fankatovana ny fibabohanareo amin'ny filanjantsaran' i kristy. Die hagnome voninahitre an'Andriamanitra koa anareo amin'ny fahalalan-tagnanareo amin'ny fagnomejana ho andreo sy ny olo abiaby. \v 14 Magniry anao areo, ary mivavaka ho anao areo. Magnano ijany areo noho ny fahalebiajan'ny fahasoavan'Andriamanitra ao aminao. \v 15 Ho an'Andriamanitra anie ny saotre noho ny fagnomejane tsy hay jakaina
\v 12 Ny fagnatanterahana io asa fanompôna io die tsy vitan'ny hoe mahafeno ny raha ilain'ny mpino fotsiny mandy. Mitombo mandy koa ijany amin'ny asa fanomejam-pisôrana rahabe an'Andriamanitra. \v 13 Fa noho ny fitsapana anareo ijay vôporofo amin'io asa io, die hagnome voninahitre an' Andriamanitra koa anareo amin'ny fankatovana ny fibabohanareo amin'ny filanjantsaran' i kristy. Die hagnome voninahitre an'Andriamanitra koa anareo amin'ny fahalalan-tagnanareo amin'ny fagnomejana ho andreo sy ny olo abiaby. \v 14 Magniry anao areo, ary mivavaka ho anao areo. Magnano ijany areo noho ny fahalebiajan'ny fahasoavan'Andriamanitra ao aminao. \v 15 Ho an'Andriamanitra anie ny saotre noho ny fagnomejane tsy hay jakaina!

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Jahay majava ijay eo alohanareo. Fa na ija na ija no resy lahatra fa ijy no kristy , ôka hampahatsiaro ny tegnany ijy fa ijy tokôtrany die Kristy, die hôtran'ijany koa antsena. \v 8 Eny fa na die mirehareha kely aja aho mahakasika ny fahefantsena, ijay namen'ny Tompo antsena ba hanaganana ary tsy hanimba anareo, tsy ho megnatra aho.
\v 7 Jahay majava ijay eo alohanareo. Fa na ija na ija no resy lahatra fa ijy no kristy, ôka hampahatsiaro ny tegnany ijy fa ijy tokôtrany die Kristy, die hôtran'ijany koa antsena. \v 8 Eny fa na die mirehareha kely aja aho mahakasika ny fahefantsena, ijay namen'ny Tompo antsena ba hanaganana ary tsy hanimba anareo, tsy ho megnatra aho.

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 Antsena, na ijany aja, tsy hirehareha mihôtra ny tokony ho ijy. Fa koja, amboarinay mandy ijany inay misy farany araka ny nanendren'Andriamanitra anay, fetra ijay mahakasika anareo. \v 14 Fa tsy mitandrigna ny tegnanay ijahay laha efa avy tegny aminareo. Ahay no avy vôlohany hatratagny aminareo niaraka tamin'ny filajantsaran'nh Kristy.
\v 13 Antsena, na ijany aja, tsy hirehareha mihôtra ny tokony ho ijy. Fa koja, amboarinay mandy ijany inay misy farany araka ny nanendren'Andriamanitra anay, fetra ijay mahakasika anareo. \v 14 Fa tsy mitandrigna ny tegnanay ijahay laha efa avy tegny aminareo. Ahay no avy vôlohany hatratagny aminareo niaraka tamin'ny filajantsaran'i Kristy.

View File

@ -1 +1 @@
Toko 10
Toko faha 10