diff --git a/09/12.txt b/09/12.txt index cf3f0c2..090e385 100644 --- a/09/12.txt +++ b/09/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 Ny fagnatanterahana io asa fanompôna io die tsy vitan'ny hoe mahafeno ny raha ilain'ny mpino fotsiny mandy. Mitombo mandy koa ijany amin'ny asa fanomejam-pisôrana rahabe an'Andriamanitra. \v 13 Fa noho ny fitsapana anareo ijay vôporofo amin'io asa io, die hagnome voninahitre an' Andriamanitra koa anareo amin'ny fankatovana ny fibabohanareo amin'ny filanjantsaran' i kristy. Die hagnome voninahitre an'Andriamanitra koa anareo amin'ny fahalalan-tagnanareo amin'ny fagnomejana ho andreo sy ny olo abiaby. \v 14 Magniry anao areo, ary mivavaka ho anao areo. Magnano ijany areo noho ny fahalebiajan'ny fahasoavan'Andriamanitra ao aminao. \v 15 Ho an'Andriamanitra anie ny saotre noho ny fagnomejane tsy hay jakaina \ No newline at end of file +\v 12 Ny fagnatanterahana io asa fanompôna io die tsy vitan'ny hoe mahafeno ny raha ilain'ny mpino fotsiny mandy. Mitombo mandy koa ijany amin'ny asa fanomejam-pisôrana rahabe an'Andriamanitra. \v 13 Fa noho ny fitsapana anareo ijay vôporofo amin'io asa io, die hagnome voninahitre an' Andriamanitra koa anareo amin'ny fankatovana ny fibabohanareo amin'ny filanjantsaran' i kristy. Die hagnome voninahitre an'Andriamanitra koa anareo amin'ny fahalalan-tagnanareo amin'ny fagnomejana ho andreo sy ny olo abiaby. \v 14 Magniry anao areo, ary mivavaka ho anao areo. Magnano ijany areo noho ny fahalebiajan'ny fahasoavan'Andriamanitra ao aminao. \v 15 Ho an'Andriamanitra anie ny saotre noho ny fagnomejane tsy hay jakaina! \ No newline at end of file diff --git a/10/07.txt b/10/07.txt index c88be51..baa921e 100644 --- a/10/07.txt +++ b/10/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 Jahay majava ijay eo alohanareo. Fa na ija na ija no resy lahatra fa ijy no kristy , ôka hampahatsiaro ny tegnany ijy fa ijy tokôtrany die Kristy, die hôtran'ijany koa antsena. \v 8 Eny fa na die mirehareha kely aja aho mahakasika ny fahefantsena, ijay namen'ny Tompo antsena ba hanaganana ary tsy hanimba anareo, tsy ho megnatra aho. \ No newline at end of file +\v 7 Jahay majava ijay eo alohanareo. Fa na ija na ija no resy lahatra fa ijy no kristy, ôka hampahatsiaro ny tegnany ijy fa ijy tokôtrany die Kristy, die hôtran'ijany koa antsena. \v 8 Eny fa na die mirehareha kely aja aho mahakasika ny fahefantsena, ijay namen'ny Tompo antsena ba hanaganana ary tsy hanimba anareo, tsy ho megnatra aho. \ No newline at end of file diff --git a/10/13.txt b/10/13.txt index 9eb0c3c..fd3ef5b 100644 --- a/10/13.txt +++ b/10/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 Antsena, na ijany aja, tsy hirehareha mihôtra ny tokony ho ijy. Fa koja, amboarinay mandy ijany inay misy farany araka ny nanendren'Andriamanitra anay, fetra ijay mahakasika anareo. \v 14 Fa tsy mitandrigna ny tegnanay ijahay laha efa avy tegny aminareo. Ahay no avy vôlohany hatratagny aminareo niaraka tamin'ny filajantsaran'nh Kristy. \ No newline at end of file +\v 13 Antsena, na ijany aja, tsy hirehareha mihôtra ny tokony ho ijy. Fa koja, amboarinay mandy ijany inay misy farany araka ny nanendren'Andriamanitra anay, fetra ijay mahakasika anareo. \v 14 Fa tsy mitandrigna ny tegnanay ijahay laha efa avy tegny aminareo. Ahay no avy vôlohany hatratagny aminareo niaraka tamin'ny filajantsaran'i Kristy. \ No newline at end of file diff --git a/10/title.txt b/10/title.txt index 73f99e2..11e7d20 100644 --- a/10/title.txt +++ b/10/title.txt @@ -1 +1 @@ -Toko 10 \ No newline at end of file +Toko faha 10 \ No newline at end of file