auto save

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2020-06-19 10:29:22 +01:00 committed by root
parent ded0c92b4c
commit 02cecd7bf7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 \v 15 Fa ahay managna fagnahin'ny finôna mitovy araka jay vôsoratra hoe: ''Nino aho, ary die nijaka aho.'' Mino mandy koa ahay, ary die nijaka hiany koa ahay. Fantatray fa le Ray ijay nanangagna ny Tompo Jesosy die hanangagna antsena ihiany koa miaraka amin'i Jesosy. Fantatray fa hitondra anay miaraka aminareo ao amin'ny fagnatrehany Ijy. Ny raha manontolo die vôparitaka tamin'ny olo rahabe, no
\v 13 Fa ahay managna fagnahin'ny finôna mitovy araka jay vôsoratra hoe: \v 14 ''Nino aho, ary die nijaka aho.'' Mino mandy koa ahay, ary die nijaka hiany koa ahay. Fantatray fa le Ray ijay nanangagna ny Tompo Jesosy die hanangagna antsena ihiany koa miaraka amin'i Jesosy. Fantatray fa hitondra anay miaraka aminareo ao amin'ny fagnatrehany Ijy. \v 15 Ny raha manontolo die vôparitaka tamin'ny olo rahabe, no hitomboan'ny fagnomejam-pisaorana ao amin'ny voninahitr'Andriamanitra.