From 02cecd7bf7b82952ccc7c7e062df1ed9c62cc200 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: plateaumalagasy <> Date: Fri, 19 Jun 2020 10:29:22 +0100 Subject: [PATCH] auto save --- 04/13.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/04/13.txt b/04/13.txt index 86dc0f1..6de0cff 100644 --- a/04/13.txt +++ b/04/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 \v 15 Fa ahay managna fagnahin'ny finôna mitovy araka jay vôsoratra hoe: ''Nino aho, ary die nijaka aho.'' Mino mandy koa ahay, ary die nijaka hiany koa ahay. Fantatray fa le Ray ijay nanangagna ny Tompo Jesosy die hanangagna antsena ihiany koa miaraka amin'i Jesosy. Fantatray fa hitondra anay miaraka aminareo ao amin'ny fagnatrehany Ijy. Ny raha manontolo die vôparitaka tamin'ny olo rahabe, no \ No newline at end of file +\v 13 Fa ahay managna fagnahin'ny finôna mitovy araka jay vôsoratra hoe: \v 14 ''Nino aho, ary die nijaka aho.'' Mino mandy koa ahay, ary die nijaka hiany koa ahay. Fantatray fa le Ray ijay nanangagna ny Tompo Jesosy die hanangagna antsena ihiany koa miaraka amin'i Jesosy. Fantatray fa hitondra anay miaraka aminareo ao amin'ny fagnatrehany Ijy. \v 15 Ny raha manontolo die vôparitaka tamin'ny olo rahabe, no hitomboan'ny fagnomejam-pisaorana ao amin'ny voninahitr'Andriamanitra. \ No newline at end of file