auto save

This commit is contained in:
plateaumalagasy 2020-06-19 10:23:49 +01:00 committed by root
parent ca0f3f1cff
commit ded0c92b4c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 \v 15 Fa ahay managna fagnahin'ny finôna mitovy araka jay vôsoratra hoe: ''Nino aho, ary die nijaka aho.'' Mino mandy koa ahay, ary die nijaka hiany koa ahay. Fantatray fa le Ray ijay nanangagna ny Tompo Jesosy die hanangagna antsena ihiany koa miaraka amin'i Jesosy. Fantatray fa hitondra anay miaraka aminareo ao amin'ny
\v 13 \v 14 \v 15 Fa ahay managna fagnahin'ny finôna mitovy araka jay vôsoratra hoe: ''Nino aho, ary die nijaka aho.'' Mino mandy koa ahay, ary die nijaka hiany koa ahay. Fantatray fa le Ray ijay nanangagna ny Tompo Jesosy die hanangagna antsena ihiany koa miaraka amin'i Jesosy. Fantatray fa hitondra anay miaraka aminareo ao amin'ny fagnatrehany Ijy. Ny raha manontolo die vôparitaka tamin'ny olo rahabe, no