Fri Jan 24 2020 13:41:57 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 13:41:57 -05:00
commit d541706d26
20 changed files with 45 additions and 2 deletions

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Ry rahalaiko, aza magnavaka gny fagnekea an'tompotsika Jesosy Kristy, tompon'ny voninahitra amin'ny fiangarana amign'olo sasany. \v 2Ataovy misy olo miditra ao amy gny fivorianareo magnano peratra Volamena sy lamba-tsara, ary misy lehilhy sahiragna ka miditra magnano lamba maloto. \v 3Laha mitaragna gn'olo mitafy lamba tsara anao ka mijaka hoe: " Azafady mipetraha eo amigny fipetrana tsara." Ka hizaka amigny lehilahy sairagna hoe: " Mitsangana anao erihy" ndre hoe: " Midomboha amy gny tongotrako." \v 4 kaiky tsy mitsara tegnanareo anareo? kaiky tsy mpitsara amigny hevi-dratsy anareo?

1
02/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Mienoha rahalahy, tsy efa nifidin-Jagnahary gny sahiragnan'izao tontolo zao mba hanakaregna amigny finoagna sy mba ho mpandova gny fanjakana zay nampagnantegnainy zay tia an' Azy? \v 6 Fa anareo da nangalabaraka gny sahiragna! Kaiky tsy gny mpanan-karegna no maha sairagna anareo? Kaiky tsy indreo kaik gny mindahy anareo hoagny amigny fitsarana? \v 7 Kaiky tsy indreo gny magnaratsy gny agnarana tsara zay agnaranareo?

1
02/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Ndre da izany aza raha magnatateraka gny lalàgna gny Mpanjaka anareo, araka gny soratramasigny hoe " Tiavo gny namanao akôra gny tegnanao", da agnisany magnano tsara anareo. \v 9 ka la misitraka gn' olo sasany koja anareo da manota, ka vaoheloka akôra gny mpandika lalàgna.

1
02/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Ndre iza ndre iza nagneky lalàgna rehetra ka lavo amy gny lalagna raika avao da meloka amy lalàgna manotolo. \v 11 Fa gny nizaka hoe " Aza mijangajanga". da mbola nizaka koa hoe: "Aza mamano". Ka raha tsy mijangajanga anareo ka nefa mamon' olo, da lasa mpandika lalàgna.

1
02/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12Ka mizakà sy magnamboara akorà tsaraina amy gny lalàgna fahafahana. \v 13Fa gny fitsarana da hoavy tsisy indra- fo amin-dreo tsy mampibaribary gnindra-fo. Ary gnindranfo da maharesy gny fitsarana.

1
02/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14Ino gny tsara, ralahy, raha mirogn' olo raika fa manam-pinoana izy ka nefa tsisy asa? Havoavonjy anazy ve zany finoany zany? \v 15 Raha misy ralahy na anakavy ratsy lamba sady tsy ampy isan' andro. \v 16ka misy raiky aminareo nizaka amin-dreo hoe: "Mandeana ampiadagna, magnamboara mafana ary mivokisa". Raha tsy magnome andreo gny raha teny hoan' ny vatagna anareo,da ino gny raha mahatsara zany? \v 17Da akôra zany avakoa gny finoana, Raha tsisy asa , da maty.

1
02/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Kanefa misy olo nizaka hoe: "Anagnanaony finoana, fa iao managn' asa". Aboay ana finoa anao tsisy asa, da amboiko anao koja gny finoako aminy alalany gn' asa. \v 19 Anao nagneky fa raika avao Jagnahary,tsara raha amboarinao zany. Fa ndre gny devoly aza da nagneky zany, ka da mangorohoro idreo . \v 20 Tenao ho lala ve ralahy mola, fa tsy manjary gny finoana tsy asin' asa?[Fagnamarina gny dikany zaka taloha da mamaly hoe: "Tenareo ho lala ve rahalay mola, nagnino finoana tsy asin' asa da maty?"].

1
02/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Tsy taminy gn' asa ve nagnamarina an' I Abrahama iabatsika, raha nagnatitra an' Isaka zanany lahy tamin'gny alitara izy?\v 22 Hitanao fa gny finoana da niara-niasa taminy gn' asa,ary taminy gn'asa da nampivotra tanteraka gny finoany. \v 23 Da tanteraka gny soratra masina magnano hoe: "Abrahama nagneky an' Jagnahary, ka nisaina taminy ho fahahamarinana zany", ary izy natsovana sakezan' I Jagnahary. \v 24 Hitanareo fa hamarinina aminy gn' asany gn' olo, fa tsy amin' ny finoana avao.

1
02/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Akoran' izany avakoa I Rahaba mpivaro- tegna tsy hamarinina taminy gn' asa ve izy, raha nandray sy nandefan-dreo tamin' ny lalan-kafa? \v 26 Ka maty gny gnaigna koa finoana tsisy asa da maty.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Avy lataja gny neveny gn'ady sy gny fifamalina aminareo? Kaiky ma nareo tsy avy amign'fagnirinareo zay miady amigny mpikambagna agnivonareo? \v 2 Magniry anareo, nefa tsy managna. Mamono sy magniry anareo, nefa da tsy afaka ahazo. Miady da mifandrijagna anareo. Tsy managna anareo satria tsy mangataka. \v 3 Mangataka anareo nefa tsy mahajo satria da ratsy gn'fangataka, mba hahajaonareo mampiasa an'zany amign'fiaignareo.

1
04/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Anareo Mpijanganjanga! Kaiky tsy fantatranareo ka fisakejana amin'izao tontolo zao da fandrafiana manoigna an-Jagnahary? Ndre iza ndre iza ta-ho sakejany zao tontolo zao da magnano gny tegnany ho fahavalon-Jagnahary. \v 5 Sa anareo ka miheritrerita ka Sorata masigna ka tsisy dikany: " Gny fagnahy zay namboary niaignana tao amintsika da saro-piaro loatra?"

1
04/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Fa gny Jagnahary da magnome fahasoavana jakabe, Ka nohon'izany da hoy gny soratra masigna hoe: "Gny Jagnahary da manohitra gny mpieboebo, fa magnome fahasoavana gny mpanetritegna." \v 7 Ka magnekea an-Jagnahary. Fadio gny devoly, da hilefa anareo izy.

1
04/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8Magnakekeza gny Jagnahary, da agnakeky anareo Izy. Diovy gny tagnanaeo, ry mpagnota, da diovy gny fonareo, anareo mpisalasala. \v 9Malahelova, misaognà, ary mitomagnia! Ôka gny fihomezanareo hivadika tomagny, Ary ka gny faravoanareo havadika fankiviana. \v 10Manetretegna ankatrehan'i Tompo, da anandratrareo Izy.

1
04/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Ka mifagnaratsy anareo, ralahy. Gn'olo zey magnaratsy gn'rahalahy na mitsara gny rahalahiny da manohitra gny lalàgna ary ka da mitsara gny lalàgna. Laha mitsara gny lalàgna anareo, da tsy mpankàto gny lalàgna, da mpitsara. \v 12 Raika avao gny magnome lalàgna sy mitsara. Izy raika avao gn'afaka mamonjy sy mandringana. Iza kaika anao, anao mitsara gny namanao?

1
04/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Ka Mitenoa, anareo ze mizaka hoe: "Androany na ampitso hiditra ato amin'itiky tànàna Itiky isika, hilegnina taognaraika agny, hivarotra, ary hangalaka tombony." \v 14 Iza gny mahafantatra ze hoavy ampitso, ary ka ino gny fiaignanreo? Ka zavogna mibôky tsetsela anareo vetivety so da levogny.

1
04/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Laha gn'izy, da tokony hizaka anareo hoe: "Laha ekeny Tompo, da ho velogna itsika ary ka hagnano gny raha teny."\v 16 Ka ankehitriny anareo da mieboebo amin-dreo itetika mieboebo. Gny fahateraterahana aby da mitovy amizany da ratsy. \v 17 Ka ho an'ze rehetra mahalala nagnano gny tsara nefa tsy nagnano an'zany, da heloka hoanazy zany.

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 4

View File

@ -1,5 +1,6 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -10,6 +11,8 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
=======
>>>>>>> 936bbdffa3ead558ffc094958f1d515d852561d4
=======
>>>>>>> c612950d7f8a48d452d60459e300893d878e05d5
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -38,6 +41,9 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> 4eb1c5b898375dff19fe26be113f6e8b47ce4335
=======
>>>>>>> 936bbdffa3ead558ffc094958f1d515d852561d4
=======
>>>>>>> c612950d7f8a48d452d60459e300893d878e05d5

View File

@ -35,7 +35,8 @@
"translators": [
"LAPTOP-IQHM9IOH",
"MAD119",
"MAD117"
"MAD117",
"MAD120"
],
"finished_chunks": [
"05-title",
@ -67,6 +68,24 @@
"01-09",
"01-06",
"01-04",
"01-01"
"01-01",
"04-title",
"04-01",
"04-04",
"04-06",
"04-11",
"04-15",
"02-05",
"02-title",
"02-21",
"02-08",
"02-25",
"02-10",
"04-13",
"02-18",
"02-01",
"02-12",
"02-14",
"04-08"
]
}