bzc-x-antemoro_jas_text_reg/04/11.txt

1 line
375 B
Plaintext

\v 11 Ka mifagnaratsy anareo, ralahy. Gn'olo zey magnaratsy gn'rahalahy na mitsara gny rahalahiny da manohitra gny lalàgna ary ka da mitsara gny lalàgna. Laha mitsara gny lalàgna anareo, da tsy mpankàto gny lalàgna, da mpitsara. \v 12 Raika avao gny magnome lalàgna sy mitsara. Izy raika avao gn'afaka mamonjy sy mandringana. Iza kaika anao, anao mitsara gny namanao?