Fri Jan 24 2020 13:37:42 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 13:37:43 -05:00
commit 93f91fc8af
14 changed files with 33 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1Jakoba, mpagnaradia an'i Zagnahary sy Tompo Jesôsy Kristy, Ho an'gny foko roa ambin'ny folo niparitaka: da finaritry. \v 2 Ataovy ampifaliana avao koa zany, ralahy, laha miatrika olana samby hafa anareo. \v 3 Lalanareo fa gny fisedrana gny finonareo da miteraka faharetana

1
01/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4Aoka gny faharetana hagnano gn'asany, mba tena hivotra sy ho feno tanteraka anareo, da tsisy raha hanairagna ndre raiky. \v 5Ka laha misy aminareo mikatsaka fahendrena, andana izy hangatakan'izany amin'i Zagnahary, gn'olo raika zay magnome raha an-tsitrapo sy tsy mandrara gn'olo zay mangataka, sady omeny an'azy izany

1
01/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6Fa avelay fotsiny izy hangataka amin'ny finona, sady tsisy fisalasalana ndre kelikely. Fa gn'olo misalasala da mitovy amin'gn'onjan-dranomasina zay avevignan'gny rivotra. \v 7Fa gn'olo magnano akôran'zany da tsy tokony hieritreritra ha azo raha ndre kelikely amy gny Ragnandria. \v 8Gn'olo akôran'izany da mivadibadi-saigna, tsy marigna amy raha atao.

1
01/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9Mengavy gn'olo sahiragna iaho mba hiezaka mafy ho afaka amizany ka ho laza ho an'azy zany, \v 10Fa gn'olo mpagnarivo amy fanetretegna, izy mako da ho levogna manaky gny vognina ahitra. \v 11Ny masoandro da mibôky miaraka amy hafanam-be ka magnamaigna gn'ahitra. Da latsaka gny vonikazo, ka levogna gny fahatsarany. D'akô izany koa gny mpagnarivo da me-malazo an-dalagna.

1
01/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12Sambatra gn'olo majaka fisedrana. Fa laha avy nandalo fisedrana mako izy, da ha azo gny satroboninahitra amy fiaignana, zay nampagnategnaiana tamy gn'olo zay tia an'i Zagnahary. \v 13Laha misy halaim-pagnahy da ka mijaka hoe: ''Zagnahary gny nangala fagnahy anay,'' Zagnahary mako, tsy sahin'gny ratsy alaina fagnahy, sady tsy mangala fagnahy olo.

1
01/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14Samby alaim-pagnahy amy raha teny aby gn'olo aby, zay mampalemy sy mampandresy anazy. \v 15Laha avy ny potopotena gny fagnirina, da miteraka fahotana zany. Ka laha me-be gn'ota, da mahafaty. \v 16Ka mety hambakaina, ralahy.

1
01/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17Gny fagnomezana tsara sy gny raha tonga lafatra aby da avy amin'i Zagnahary akabogna. Zany da avy amin'iaba malaigna raha ratsy. Miaraka amin'Azy da milamigna tsara sady izy lateo man da tsy managna saigna hafahafa zany. \v 18Zagnahary mako da nagnavao antsika amy gn'alalan'ny herin'ny zakany, mba ho lasa fitaratra amy gny raha maro zay nambôriny itsika.

1
01/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19Lalanareo zany, ralahy teko: Aoka gn'olo aby ho mora hiteno, tsy hijaka malaky, sady tsy ho mora vignitra. \v 20Fa gny favigniran'olo da tsy havitan'gny sitrapon'i Zagnahary. \v 21K'apetray agny gny fomba ratsy sy gny forongony aby. Fa raiso am-pagnatre-tegna gny rogna efa nafarany, ze afaka magnavotra gny fagnahinareo.

1
01/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22Mba magnaraha jaka anareo io fa tsy mpiteno avao fotsiny, k'aza magnambaka tegna. \v 23Laha misy olo miteno jaka avao fotsiny kanefa tsy magnatanteraka, da mitovy amy gn'olo mijery tsara gny tareny amy gny fitaratra izy. \v 24Mieritreritran'azy izy ka laha mandeha kelikely da avy da adignony aby raha teo igny. \v 25Fa gn'olo mandinika tsara gny lalagna mahatsara sady magnano an'izany, fa ts'ho olo mpiteno fotsiny da avy teon'igny da avy da magnadigno, da ho tohagnana amy raha ataony aby zany olo zany.

1
01/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26Laha misy magnano gny tegnany ho mpivavaka, kanefa mijakajaka fatany, da magnambaka tegna izy, sady tsisy dikany avao gny fivavahany. \v 27Fa gny fivavana marina sady madio amin'i Zagnaharintsika sy iabantsika da ity: Hagnampy gn'olo kamboty sy gn'olo mijaly indreo, sady miaro gny tegnany mba tsy ho vo tarikan'izao tontolo izao.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

View File

@ -1,4 +1,5 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -7,6 +8,8 @@ If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this wor
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
=======
>>>>>>> 936bbdffa3ead558ffc094958f1d515d852561d4
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -34,4 +37,7 @@ The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license term
You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation.
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> 4eb1c5b898375dff19fe26be113f6e8b47ce4335
=======
>>>>>>> 936bbdffa3ead558ffc094958f1d515d852561d4

1
front/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Jakoba

View File

@ -34,7 +34,8 @@
"parent_draft": {},
"translators": [
"LAPTOP-IQHM9IOH",
"MAD119"
"MAD119",
"MAD117"
],
"finished_chunks": [
"05-title",
@ -54,6 +55,18 @@
"03-13",
"03-07",
"03-15",
"03-title"
"03-title",
"front-title",
"01-title",
"01-26",
"01-22",
"01-19",
"01-17",
"01-14",
"01-12",
"01-09",
"01-06",
"01-04",
"01-01"
]
}