Thu Oct 08 2020 15:23:44 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-08 15:23:45 -04:00
parent 98cdb5e5a6
commit 6d5abc1019
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 Koragniko indraiky hoé:" Aza ambéla hisy hieritreritra hoe adala za. Fo raha magnano izaigny anaré, de raiso karaha ny adala za ké mbô hiréharéha hély.\v 17Izay koragniko mômba ity fahatokigna miréharéha ity de tsy araka ny koragn'i ny tômpo, fo mivôlagna karaha ny adala za.\v 18Fo éfa fôntro ny ôlogna no miréharéha araka ny nôfo, de hiréharéha ndraiky kôa za.
\v 16 Koragniko indraiky hoé: "Aza ambéla hisy hieritreritra hoe adala za. Fo raha magnano izaigny anaré, de raiso karaha ny adala za ké mbô hiréharéha hély. \v 17 Izay koragniko mômba ity fahatokigna miréharéha ity de tsy araka ny koragnin'ny Tômpo, fo mivôlagna karaha ny adala za. \v 18 Fo éfa fôntro ny ôlogna no miréharéha araka ny nôfo, de hiréharéha ndraiky kôa za.

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 Nagnaiky am-pifaliagna iré adala anaré. de hoé hendry ny tègnanaré!\v 20fô mandefitra amin'ny ôlogno ianaré raha magnandevo anaré, mandray ny tegnany ho ambôny nôho anarè, na izikôa mamango tefantsofigna anaré izy. \v 21Ho koragniko amin'ny fahafaham-barakanay fô malemy loàtra izahay tamin'ny fanôvagna izégny. Izikôa misy miréharéha de mikoragna karaha fôka za - Izaho ihany kôa de hiréharéha.
\v 19 Nagnaiky am-pifaliagna iré adala anaré. De hoé hendry ny tègnanaré! \v 20 Fô mandefitra amin'ny ôlogno ianaré raha magnandevo anaré, mandray ny tegnany ho ambôny nôho anarè, na izikôa mamango tefantsofigna anaré izy. \v 21 Ho koragniko amin'ny fahafaham-barakanay fô malemy loàtra izahay tamin'ny fanôvagna izégny. Izikôa misy miréharéha de mikoragna karaha fôka za - Izaho ihany kôa de hiréharéha.

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 Hebreo mô izy iré? Izaho ndraika kôa. Israelita mô izy iré? Izaho ihany koà. Taranak'i Abrahama mô izy iré Izaho ndraika kôa. \v 23Mpanômpon'i Kristy mô izy iré? ( Mikoragna karaha ôlogno very saigna za. ) Mihôatra nôho izégny za. Mbôla niasa mafy nihôatra nôho izégny aza za, tagny am-ponja mahéky, tamin'ny vango mihôatra ny fépetra, tamin'ny fiatréhagna lôza fôntro mahafaty.
\v 22 Hebreo mô izy iré? Izaho ndraika kôa. Israelita mô izy iré? Izaho ihany koà. Taranak'i Abrahama mô izy iré? Izaho ndraika kôa. \v 23 Mpanômpon'i Kristy mô izy iré? ( Mikoragna karaha ôlogno very saigna za. ) Mihôatra nôho izégny za. Mbôla niasa mafy nihôatra nôho izégny aza za, tagny am-ponja mahéky, tamin'ny vango mihôatra ny fépetra, tamin'ny fiatréhagna lôza fôntro mahafaty.

View File

@ -137,9 +137,9 @@
"11-07",
"11-10",
"11-12",
"11-14",
"11-16",
"11-19",
"11-22",
"11-24",
"11-27",
"11-30",