diff --git a/11/16.txt b/11/16.txt index 250faf6..5a0459b 100644 --- a/11/16.txt +++ b/11/16.txt @@ -1 +1 @@ -\v 16 Koragniko indraiky hoé:" Aza ambéla hisy hieritreritra hoe adala za. Fo raha magnano izaigny anaré, de raiso karaha ny adala za ké mbô hiréharéha hély.\v 17Izay koragniko mômba ity fahatokigna miréharéha ity de tsy araka ny koragn'i ny tômpo, fo mivôlagna karaha ny adala za.\v 18Fo éfa fôntro ny ôlogna no miréharéha araka ny nôfo, de hiréharéha ndraiky kôa za. \ No newline at end of file +\v 16 Koragniko indraiky hoé: "Aza ambéla hisy hieritreritra hoe adala za. Fo raha magnano izaigny anaré, de raiso karaha ny adala za ké mbô hiréharéha hély. \v 17 Izay koragniko mômba ity fahatokigna miréharéha ity de tsy araka ny koragnin'ny Tômpo, fo mivôlagna karaha ny adala za. \v 18 Fo éfa fôntro ny ôlogna no miréharéha araka ny nôfo, de hiréharéha ndraiky kôa za. \ No newline at end of file diff --git a/11/19.txt b/11/19.txt index 67d1130..422d4a9 100644 --- a/11/19.txt +++ b/11/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 Nagnaiky am-pifaliagna iré adala anaré. de hoé hendry ny tègnanaré!\v 20fô mandefitra amin'ny ôlogno ianaré raha magnandevo anaré, mandray ny tegnany ho ambôny nôho anarè, na izikôa mamango tefantsofigna anaré izy. \v 21Ho koragniko amin'ny fahafaham-barakanay fô malemy loàtra izahay tamin'ny fanôvagna izégny. Izikôa misy miréharéha de mikoragna karaha fôka za - Izaho ihany kôa de hiréharéha. \ No newline at end of file +\v 19 Nagnaiky am-pifaliagna iré adala anaré. De hoé hendry ny tègnanaré! \v 20 Fô mandefitra amin'ny ôlogno ianaré raha magnandevo anaré, mandray ny tegnany ho ambôny nôho anarè, na izikôa mamango tefantsofigna anaré izy. \v 21 Ho koragniko amin'ny fahafaham-barakanay fô malemy loàtra izahay tamin'ny fanôvagna izégny. Izikôa misy miréharéha de mikoragna karaha fôka za - Izaho ihany kôa de hiréharéha. \ No newline at end of file diff --git a/11/22.txt b/11/22.txt index f95856c..1ef7d41 100644 --- a/11/22.txt +++ b/11/22.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 Hebreo mô izy iré? Izaho ndraika kôa. Israelita mô izy iré? Izaho ihany koà. Taranak'i Abrahama mô izy iré Izaho ndraika kôa. \v 23Mpanômpon'i Kristy mô izy iré? ( Mikoragna karaha ôlogno very saigna za. ) Mihôatra nôho izégny za. Mbôla niasa mafy nihôatra nôho izégny aza za, tagny am-ponja mahéky, tamin'ny vango mihôatra ny fépetra, tamin'ny fiatréhagna lôza fôntro mahafaty. \ No newline at end of file +\v 22 Hebreo mô izy iré? Izaho ndraika kôa. Israelita mô izy iré? Izaho ihany koà. Taranak'i Abrahama mô izy iré? Izaho ndraika kôa. \v 23 Mpanômpon'i Kristy mô izy iré? ( Mikoragna karaha ôlogno very saigna za. ) Mihôatra nôho izégny za. Mbôla niasa mafy nihôatra nôho izégny aza za, tagny am-ponja mahéky, tamin'ny vango mihôatra ny fépetra, tamin'ny fiatréhagna lôza fôntro mahafaty. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index fd16234..4ee53d5 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -137,9 +137,9 @@ "11-07", "11-10", "11-12", + "11-14", "11-16", "11-19", - "11-22", "11-24", "11-27", "11-30",