Thu Oct 08 2020 15:21:44 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-08 15:21:45 -04:00
parent 90a48d8538
commit 98cdb5e5a6
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Angaha nanota mô za tamin'ny fanétren-tégnako mbô hisandratanaré? Fo nitory ny filazantsaran'Andriamanitra maimaimpôgna ho anaré za. \v 8 Nandrômba iré fiangonagna hafa za tamin'ny alalan'ny fagnikiagna fanohanagna avy amin'izy iré mbô ahafahako manômpo anarè. \v 9 Réhéfa niaraka taminarè za sy nila fagnampiagna, de tsy nagnavésatra na zôvy na zôvy. Fo iré raha nilaiko de namiàn'irè mpirahalahy izay tônga avy agny Makedonia. Tamin'ny raha jiaby de nitandrigna ny tégnako tsy ho enta-mavesatra aiminaré za, ary hanôhy hagnano izégny.

\v 10 Izikôa akato Aminahy ny n'y fahamarignanan' i Kristy, de tsy hangina izégny firéharéhako izaigny agny agny amin'ny faritr'i Akaia. \v 11 Nagnino? Satrià tsy tiàko maï anarè? Andriamanitra mahay.
\v 10 Izikôa akato Aminahy ny fahamarignan' i Kristy, de tsy hangina izégny firéharéhako izaigny agny amin'ny faritr'i Akaia. \v 11 Nagnino? Satrià tsy tiàko maï anarè? Andriamanitra mahay.

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Ary ny raha atôko de mbôla ho atôko ihany, mbô mety afahako magnala ny Fitaraignana nôhon'ny fanakianagna anahy sy ny Fitaraignana nôho iré izay tian'izy iré hiréharehagna- fo izy iré de hita manô asa mitôvy amin'izay atônay. \v 13 Fo ny ôlogna karaha izégny de apôstôly sandoka sy mpiasa mamitaka. Izy iré de magnano sarintsarin'ny tégnany. karaha ny apostôlin'i Kristy.
\v 12 Ary ny raha atôko de mbôla ho atôko ihany, mbô mety afahako magnala ny fitaraignana nôhon'ny fanakianagna anahy sy ny fitaraignana nôho iré izay tian'izy iré hiréharehagna- fo izy iré de hita manô asa mitôvy amin'izay atônay. \v 13 Fo ny ôlogna karaha izégny de apôstôly sandoka sy mpiasa mamitaka. Izy iré de magnano sarintsarin'ny tégnany. Karaha ny apostôlin'i Kristy.

View File

@ -134,9 +134,9 @@
"11-01",
"11-03",
"11-05",
"11-07",
"11-10",
"11-12",
"11-14",
"11-16",
"11-19",
"11-22",