Sun Nov 17 2019 17:40:12 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-17 17:40:14 -08:00
commit d2430dbc3c
48 changed files with 114 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Jakoba, mpiasan'Andriamanitra sy Jesôsy Kristy Tompo, ho iary zareo foko roy ambifolo niparitaka: arabaina.\v 2 Raiso ampifaliana aby zany, ry rahalay, ndreka managna olagna samiafa anareo. \v 3 Fantatrareo fa ny fitsapana ny finoanareo de mahatonga faharetana.

2
01/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 4 Avelay ny faharetana hagnatanteraka ny asany
,mba tena hivôtra sy ho feno tanteraka anareo, ka tsy hijaly na ino na ino. \v 5 Fa ra misy aminareo mila fahendrena, ôka mba hangataka an'zany amin'Andriamanitra izy, amin'ny Ray zay magnome an-tsitrapo sady tsy mandatsa amin'ny olona mangataka, de omeny an'azy zany

1
01/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Fa avelay izy hangataka amin'ny finoana, tsy am-pisalasalana na ino na ino. Fa zay misalasala de ôtran'ny onjan-dranomasina atopatopaky ny agniny.\v 7 Fa ny olona ôtran'zany de tsy tokony agnategna handray raha avy amin'ny Tompo.\v 8 Ny olona karaha an'zany de miroy saigna sady miovaova amin'ny andianany.

2
01/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 9 Aoka ny rahalay sahirana hagnano ny fisandratany ho reareany, \v 10 de ny manan-karena
hietry, satria hisitrika ôtran'ny flera-dy amin'ny aitra izy.\v 11 Fa ny masoandro de miakatra amin'ny afanana memay ka magnamaigna ny aitra. Ny flera de mihitsagna, ka ny hatsarany de ho levogna. De ôtran'zay koa , ny mpanan-karena de halazo egny amin'ny atsasagny diany.

1
01/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Sambatra ny olona zay miaritra fitsapana. Fa ndreka avy nandalo an'zany izy, de homeny ny satroboniatry ny fiaignana, nampagnategnain'Andriamanitra zay tian'Azy.\v 13 Ndreka misy alaim-pagnayde izy tsy hizaka hoe: "Andriamanitra nagnala fagnay anaha," satria Andriamanitra tsy azon'ny ratsy alaina fagnay, sady tsy mba magnala fagnay olona.

1
01/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Fa samy alaim-pagnay amin'ny filàny ny tsirai-draika, zay mampiemotra na mandresy anazy.\v 15 Ndreka avy tanteraina ny filàna, de manjary fahotana zany.\v 16 Ary ndreka mitombo ny ota, de manjary fahafatesana. Aza magneky fitaina, ry rahalay tena teko.

1
01/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Ny gnomezana tsara marobe sy ny fagnomezana maro aby io de avy agny ambony. Zany de midika fa avy amin'ny Rain'ny fahazavana. Fa miaraka amin'Andriamanitra de tsisy fiovana na tandindogna nohon'ny fialana. \v 18 Fa Andriamanitra de nifidy antsena homena fahaterahana amin'ny teny fahamarinana, mba ho voaloam-bokatraka amin'ny raha marobe zay noforoniny atsena.

1
01/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Fantatrareo zany, ry rahalay tena teko: aoka ny olona marobe halaky hiteno, tsy halaky hamaly, ary halaky vignitra.\v 20 Fa ny havigniran'ny olona de tsy avita ny sitra-pon'Andriamanitra.\v 21 Ka elay ny fahalotoana aby io sy ny faharatsiana marobe. Amim-petre tegna de raiso ny teny efa nomena, zay afaka mamonjy ny fagnainareo.

2
01/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 22 Aoka ho hagnatanteraka ny teny anareo fa tsy hiteno fotsiny, ka hamitaka ny tegnanareo.\v 23 Fa na misy miteno ny teny nefa tsy mankato, de ôtran' ny olona zay mandika ny tarehiny amin'ny
fitaratra izy. \v 24 Mandinika ny tegnany izy ka mandea aveo igny de adignony ny tegnany.\v 25 Fa ny olona zay mandinika tsara ny lalànan'ny fahafahana tanteraka, sy manohy magnano an'zany, fa tsy hoe miteno fotsiny ka hagnadigno, de ho ambinina amin'ny asany zany olona zany.

1
01/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Na misy mihevi-tegna ho mpivavaka, nefa tsy mavoafehy ny lelany, de mamitaka ny fo izy, ka tsy misy dikany ny ivavahany. \v 27 Ny fivavahana madio sady tsisy loto eo amin'Andriamanitra Raintsika de zao: hagnampy an'zay kamboty sy iregny mpitondrategna amin'ny fijalen'iary zareo, sady miaro ny tegna mba tsisy loto avy amin'zao tontolo zao.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ry rahalaiko, aza mitana ny finoana an'i Jesôsy kristy Tompontsika, zay Tompon'ny voninahitra, amin'ny fiangarana amin'ny olon-kafa.\v 2 Atofay hoe misy olona miditra ao amin'ny fivorianareo magnatao peratra volamena sy akanjo tsara, ary misy lilahy mahantra my koa miditra magnatao akanjo maloto.\v 3 Na mijery an' olona mekanjo tsara anano de mizaka hoe: "Azafady mitomera amina pilasy tsara," fa hijaka amin'ny hizaka amin'ny lilay mahantra koa hoe: "Mitsangàna anao ery ,"na hoe: "Mipetraha eto an-tongotrako,"ka tsy mifampitsara aminareo anareo? \v 4 Moa tsy nanjary mpitsara amin'ny eritreri-dratsy anareo?

1
02/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Mitenoa, ry rahalay tena teko, tsy efa nifidin'Andriamanitra va ny mahantran'zao tontolo zao mba hanankarena amin'ny finoana sady mpandova ny fanjakana zay nampagnategnainy zay tian'Azy? \v 6 Fa anareo de nagnala baraka ny tsy managna! Tsy mpanan-karena va arô no nampizaly anareo igny va? Tsy iary zareo my ma nitarika anareo tegny amin'ny fitsarana igny va? \v 7 Tsy iary zareo koa ma nagnaratsy ny agnarana tsara zay anareo igny an?

1
02/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Na de zany aza, na magnatanteraka ny lalàn'ny mpanjaka anareo, arakan'ny Soratra Masina hoe: "Tiavo ny akamanao kara ny tegnanao". \v 9 Fa ndreka magnome sitraka ny olona anagny koja anareo, de manota, ka voasajy kara ny tsy magnara-dalàna.

1
02/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Fa na iza na iza magnatanteraka ny lalàna marobe, kanefa lavo amin'ny lalàna raika, de ho diso amin'azy aby.\v 11 Fa zeny nizaka hoe: "Aza mampirafy," de nizaka my koa hoe: "aza mamono olona." Ka na de tsy mampirafy aza anareo, kanefa mamono olona, de mitovy amin'ny tsy mpagnara-dalàna my.

1
02/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Noho izany de mizakà sy magnamboara karan' iregny zay ho tsaraina amin'ny lalàn'ny fahafahana. \v 13 Fa ny fitsarana de tonga tsisy indra fo amin'iary zareo zeny tsy namindra fo.

1
02/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Ino no tsara, ry rahalaiko, ndreka mizaka olona raika fa manam-pinoana izy, kanefa tsisy asany? Afaka magnavotra an'azy va arô zany finoana zany va? \v 15 Atofay hoe misy rahalay na anabavy ratsy fiakanjo sady tsy mihinan-kanina andro raika. \v 16 Atofay hoe misy raika aminareo mizaka amin'iary zareo hoe: "Mandiana am-piadanana, magnamboara mafana de mivokisa." Na tsy magnome an'iary zareo ny raha ilain'ny vatagny anareo, ino no mahatsara an'zany? \v 17 De karan'zany koa ny finoana, na tsisy asa, de tsy dikany.

1
02/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Nefa mety misy olona mizaka hoe: "Manam-pinoana anao, de zaho managn'asa." Atoroy anaha ny finoanao tsisy asa, de atoroko anao koa ny finoako amin'ny alalan'ny asako. \v 19 Anao de mino fa fa raika my Andriamanitra; tsara ny nataonao zany. Fa na ny devoly koa ka mba mino ka de mataotra iary zareo.\v 20 Tenareo lala va ry lilay, fa fa ny finoana tsisy asa de tsisy ilana an'azy? (Fagnamarinana: Ny dikan-teny taloha sanagny de mamaky hoe: "Tenareo ho lala va, ry rahalay foka, hoe nagnino ny finoana tsisy asa no tsisy dikany?")

1
02/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Tsy tamin'ny asa va arô no nagnamarinana an'i Abrahama iabantsena ndreka nagnome an'Isaka zanagny lay teo amin'ny alitara igny izy va? \v 22 Hitanao fa ny finoana de niasa nagnaraka ny asany, ka amin'ny asa de nitombo ny finoany.\v 23 De tanteraka Soratra Masina mizaka hoe: "Abrahama nino an'Andriamanitra, ka nievitra an'zany ho fahamarinana," de natao hoe akaman'Andriamanitra izy. \v 24 Hitanareo zao fa amin'ny asa no hagnamarinana ny olona, fa tsy amin'ny finoana fotsiny.

1
02/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Karan'zany koa i Rahaba mpivaro-tegna tsy namarinana tamin'ny asa va arô izy, ndreka nampandroso iregny iraka sady nagnandefa an'iary zareo tamin'ny lalan-kafa igny va? \v 26 Fa maty ny tegna na misaraka amin'ny fagnay, de ôtran'zany my koa ny finoana tsisy asa de tsisy dikany.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 3 \v 1 Tsy olona maro aby io de tokony lasa mpampianatra, ry rahalahiko. Fantantsena fa handray fitsarana mafy tegnany antsena. \v 2 Fa antsena marobe de tafintohina amin'ny raha maro. Fa ndreka misy tsy tafintohina amin'ny raha zakaina io, de lilahy matotra tegnany izy, afaka mifehy ndre tegnany iraika manontolo aza.

1
03/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa ndreka asentsena lamboridy ambavahadin'ny soavaly aby io mba hankatoavan'iary zareo antsena, de afaka mitondra ny vatagnan'iary zareo iraika manontolo koa antsena. \v 4 Jerevo koa ma fa ny sambo io, ndre agnona be de indôsin'ny agnina mafy, de voavilikan'ny familiana farany bitaka amin'ny zeny ten'ny mpagnamory.

1
03/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Otran'izany koa ny lela de rantsagna bitaka amin'ny vatagna, kanefa izy de mihambo raha marobe. Jerevo koa ma ny habitakan'ny afo zay mandoro ala be. \v 6 Ny lela de afo mi koa, tontolon'ny fahotana napetaka tamin'ny rantsam-batagnantsena. Izany de magnisy pendipendigna amin'ny vatagna iraika manontolo sady mandoro ny lalam-piaignana. Arehitrin'ny helo ny tegnany.

1
03/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 fa ny karazam-bibidia maro aby io, vorogna, biby mandady, mbàn'ny zavaboharin-dranomasina de folaka sady nifolahin'olombelona. \v 8 Fa raha momba ny lela ndreka, de tsisy olona mahavita mamolaka an'io. Izy io de ratsy tsy hay fehezina, sady feno poizina mahafaty.

1
03/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Amin'io no hiderantsena ny Tompo sy ny Ray. Sady amin'io koa ny agnozognantsena olona, zeny namboarina nitovy tamin'Andriamanitra. \v 10 Avy amin'ny vava izany my no ivoahan'ny fitahiana sy ny fagnozognana. Ry rahalahiko, tsy tokony hiseho raha izany.

1
03/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Ny loharano ma ka mamôka rano mamy sady mafaitra avy amin'ny fivoahany? \v 12 Ny fototr'aviavy io ma, ry rahalahiko, ka mamokatra oliva? Na ny voaloboka, mamokatra aviavy? Ny rano masira koa de tsy afaka hagnome rano mamy.

1
03/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Iza ma kanty sy mahalala aminareo io? Apetray olona izany haneho fiagnana tsara amin'ny asany amin'ny fagnetren-tegnan'ny hakantena. \v 14 Fa ndreka diso be fialognana lotra anareo na fanirian-daza agnatin'ny fonareo agny, de aza mieboka na mametsy manohitra ny marina.

1
03/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Izany de tsy hankatena nilatsaka avy ambony agny. Fa koza , avy amin'ny tany, ny tsy ara-pagnahy, ny demoniaka izany. \v 16 Fa agny amindregny misy fialognana sy fanirian-daza, de misy fifanjevôna sy ny fagnamboarana ny ratsy marobe. \v 17 Fa ny hakantena avy ambony agny de madio alohagny, feno fiadagnana, malemy fagnahy, mihevitra ny sasany, feno famindram-po sy vokatra tsara, tsy malemy, sady tsotra. \v 18 Ny vokatry ny fahamarinana de vôfafy am-piadagnana agnatin'iary zareo zegny mampihavana.

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Jakoba Toko faha 3

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 4 \v 1 Avy aza arika neven'ny ady sy ny fifandirana misy aminareo? Izy io ma ka tsy avy amin'ny fagnirianareo zegny miady amin'ny mpikambana akekinareo egny? \v 2 Magniry anareo, nefa de tsy managna. Mamono sady mitsiriritra anareo, nefa tsy ahazo mihitsy. Miady sady mifanditra anareo. Tsy managna anareo tratrin'ny tsy mangataka. \v 3 Mangataka anareo de tsy mahazo tratrin'ny ratsy fangatahana, mba hahafahanareo mampiasa an'izany amin'ny fagnirianareo.

1
04/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Anareo mpijangajanga io! Ka tsy fantatrareo ma fa ny fieresana amin'izao tontolo izao de firafesana manohitra an'Andriamanitra? ka n'iza n'iza te hiaraka amin'izao tontolo izao de magnano ny tegnany ho fahavalon'Andriamanitra. \v 5 Sa eritreretinareo fa tsisy dikany ny Soratra Masina mizaka hoe: "Ny Fagnahy nampiaigniny tagnatintsena dia saro-piaro lôtra"?

1
04/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Fa Andriamanitra de nagnome fahasoavana maromaro tegnany, izany mahatonga an'ny Soratra Masina mizaka hoe: " Andriamanitra manohitra ny mpirehareha, fa magnome fahasoavana ny mpanetry tegna. \v 7 Ka magneke an'Andriamanitra. Tohero ny devoly, fa hilefa anareo io.

1
04/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 \v 9 Akekezo Andriamanitra, fa hagnakeky anareo Izy. Atofay madio tagnanareo, a mpanota, atofay madio koa ngy fonareo, a mpiroa saigna. Mahalelova, misaonà de mitomagniza! De avelay fimehezanareo hanjary fitomagnizana, de ngy hafalenareo hanjary fimosognana. \v 10 Magnetre-tegna agnatrehan'ny Tompo, mba hanandratany anareo.

1
04/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Aza mifagnaratsy, azalahy anareo. Ny olona zegny magnaratsy ny rahalahy na mitsara ny rahalahiny de manohitra ny lalàna sady mitsara ny lalàna . Ndreka mitsara ny lalàna mako anareo, de tsy mpagnara-dalàna ndreka, fa mpitsara. \v 12 Raika my ny magnome ny lalàna sady mitsara. Izy raika mi no afaka mamonjy sy mandringana. Iza ma anao, miseho mitsara an'ny akamanao?

1
04/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Ka tenoy, anareo zegny mizàka hoe:" Gniany na amaraigna de hiditra amin'ny tanàn'ity antsena, hijanogna heritaogna agny, hivarotra sady hangala tombony." \v 14 Iza ma mahalala ny raha hiseho amaraigna, mbàn'ny fiaignanareo? Fa kara zavogna nipoitra tsielatsela anareo ndreka aveo de levogna.

1
04/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Nefa koza de tokony hizaka mi anareo hoe:" Raha sitraky ny Tompo, de ho levogna antsena de hagnano an'itsihy am'irihy." \v 16 Fa amin'izao anareo de mirehareha amin'ny tetika feno eboebo. Ka ny fireharehana marobe karan'izany de ratsy. \v 17 Ka ho an'ny zegny mahalala magnano tsara nefa tsy magnano an'izany, de fahadisôna ho an'azy izany.

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Jakoba Toko faha 4

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 andiana aty, anareo zay manan-karena, mitomagnia migogogogoà noho ny fizaliana ho avy aminareo. \v 2 Ny fanagnanareo efa lo, de ny lambanareo efa lanin'ny kalalao. Ny volamenanareo sy volafotsinareo de efa arafesina.\v 3 Ny harafenany de ho vavolombelona hitory anareo. Hagnoro ny tegnanareo kara ny afo. Nasarisinarizareo ny fanagnanareo ho amin'ny andro farany.

1
05/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Iregny, ny mpiasa de mitaraigna ny karamany zay tsy nomenareo ho an'iary zareo zay nampamokatra ny taninareo, ka iregny fitaraignan'ny mpambely de efa avy agny am-pototadignin'ny Tompon'ny maro.\v 5 Niagna tamin'ny fanagnana teto an-tany anareo ka nampiadan-tegna tamin'ny tegnareo. Nampiadaninareo ny fonareo ho an'ny andro famonoana.\v 6 Nagnameloka sy namono ny olon-marina anareo. Tsy nanohitra anreo izy.

1
05/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Ka mahareta, ry rahalay, mandra-piavin'ny Tompo. Iregny, ny mpamboly madigny ny vokatra tsara avy amin'ny tany. Mandigny am-paharetana an'zany izy, madra-pazahoany zany voalohan'orana sy faran'orana.\v 8 Anareo, my koa, mahàreta. Hampatanjao ny fonareo, satria efa akeky ny fiavian'ny Tompo.

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Aza mifampitaraigna, ry rahalay, mba tsy tsaraina anareo. Tonga ny mpitsara mitsagnana eo am-baragnaragna. \v 10 Magnalà ohatra, ry rahalay, avy amin'ny fijalaina sy faharetan'iregny mpaminany, iregny zay nizaka tamin'ny agnaran'ny Tompo.\v 11 Ka, heverintsena karan'ny hoe sambatra iregny zay efa niaritra. Efa regninareo ny fiaretan'ny Jôba, sady lalanareo ny tanjognan'ny Tompo, mahatonga an'Azy mamindra fo sady mahatsiaro falahelo.

1
05/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Fa ambonin'ny raha marobe, ry rahalaiko, aza mifanta, na amin'ny lagnitra na amin'ny tany, na amin'ny fifantana hafa. Fa koja, aoka ny zakanareo hoe: "Eny " de "Eny" na "Tsia" de "Tsia", mba tsy hiodiranareo amin'ny fitsarana.

1
05/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Misy olona aminareo va managna olagna? Aoka hivavaka izy. Misy olona faly koa va? Aoka hihira fiderana izy.\v 14 Misy marary va aminareo? Aoka hagnatson'ny loholon'ny fiangonana, de aoka mba hivavaka ho an'azy izy. Aoka iary zareo agnosotra menaka an'azy amin'ny agnaran'ny Tompo.\v 15 Ny fivavakin'ny finoana no hagnafaka ny olona marary, ka ny Tompo hagnafaka an'azy. Na nanota izy, de hamela ny helokany Andriamanitra.

1
05/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Ka de mifagnekea heloka anareo, sady mifampivavaha, mba ho afaka anareo. Ny vavaka amboaran'ny olo-marina de tena mahery indrindra ny fiasany.\v 17 Elia de olombelona karantsena my. Nivavaka mafy izy mba tsy hilatsaka ny orana, de tsy norana ny andro nandritran'ny telo taona sy enim-bolana. \v 18 Aveo de nivavaka ndreka Elia. Ka nandrotsak'orana ny lanitra, de nanjary namokatra ny tany.

1
05/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Ry rahalaiko, na misy aminareo menga amin'ny fahamarinana, ka misy raika magnerina an'azy,\v 20 de tokony ho lalan'io olona io fa niza niza magnala ny mpanota raika amin'ny làlana diso de hagnavotra an'azy amin'ny fahafatesana, sady hanakona fahotana marobe.

View File

@ -1,3 +1,4 @@
<<<<<<< HEAD
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -27,3 +28,16 @@ You do not have to comply with the license for elements of the material in the p
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
<<<<<<< HEAD
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> 5787a57815bb942bedf571b814513145ee53e756
>>>>>>> 7e50f93d42e736a9558c11e2b470c6f3cb77f465

View File

@ -32,6 +32,55 @@
}
],
"parent_draft": {},
"translators": [],
"finished_chunks": []
"translators": [
"LAPTOP-HA9V2PJ1",
"MAD100"
],
"finished_chunks": [
"03-01",
"03-03",
"03-05",
"03-07",
"03-09",
"03-11",
"03-13",
"03-15",
"04-title",
"04-01",
"04-04",
"04-06",
"04-08",
"04-11",
"04-13",
"04-15",
"01-26",
"02-title",
"02-01",
"02-14",
"02-18",
"02-12",
"02-10",
"02-08",
"02-05",
"02-21",
"02-25",
"01-title",
"01-01",
"01-04",
"01-06",
"01-09",
"01-12",
"01-14",
"01-17",
"01-19",
"01-22",
"05-01",
"05-04",
"05-07",
"05-09",
"05-12",
"05-13",
"05-16",
"05-19"
]
}