Sun Nov 17 2019 17:37:31 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-17 17:37:32 -08:00
commit 7e50f93d42
31 changed files with 68 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Jakoba, mpiasan'Andriamanitra sy Jesôsy Kristy Tompo, ho iary zareo foko roy ambifolo niparitaka: arabaina.\v 2 Raiso ampifaliana aby zany, ry rahalay, ndreka managna olagna samiafa anareo. \v 3 Fantatrareo fa ny fitsapana ny finoanareo de mahatonga faharetana.

2
01/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 4 Avelay ny faharetana hagnatanteraka ny asany
,mba tena hivôtra sy ho feno tanteraka anareo, ka tsy hijaly na ino na ino. \v 5 Fa ra misy aminareo mila fahendrena, ôka mba hangataka an'zany amin'Andriamanitra izy, amin'ny Ray zay magnome an-tsitrapo sady tsy mandatsa amin'ny olona mangataka, de omeny an'azy zany

1
01/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Fa avelay izy hangataka amin'ny finoana, tsy am-pisalasalana na ino na ino. Fa zay misalasala de ôtran'ny onjan-dranomasina atopatopaky ny agniny.\v 7 Fa ny olona ôtran'zany de tsy tokony agnategna handray raha avy amin'ny Tompo.\v 8 Ny olona karaha an'zany de miroy saigna sady miovaova amin'ny andianany.

2
01/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 9 Aoka ny rahalay sahirana hagnano ny fisandratany ho reareany, \v 10 de ny manan-karena
hietry, satria hisitrika ôtran'ny flera-dy amin'ny aitra izy.\v 11 Fa ny masoandro de miakatra amin'ny afanana memay ka magnamaigna ny aitra. Ny flera de mihitsagna, ka ny hatsarany de ho levogna. De ôtran'zay koa , ny mpanan-karena de halazo egny amin'ny atsasagny diany.

1
01/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Sambatra ny olona zay miaritra fitsapana. Fa ndreka avy nandalo an'zany izy, de homeny ny satroboniatry ny fiaignana, nampagnategnain'Andriamanitra zay tian'Azy.\v 13 Ndreka misy alaim-pagnayde izy tsy hizaka hoe: "Andriamanitra nagnala fagnay anaha," satria Andriamanitra tsy azon'ny ratsy alaina fagnay, sady tsy mba magnala fagnay olona.

1
01/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Fa samy alaim-pagnay amin'ny filàny ny tsirai-draika, zay mampiemotra na mandresy anazy.\v 15 Ndreka avy tanteraina ny filàna, de manjary fahotana zany.\v 16 Ary ndreka mitombo ny ota, de manjary fahafatesana. Aza magneky fitaina, ry rahalay tena teko.

1
01/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Ny gnomezana tsara marobe sy ny fagnomezana maro aby io de avy agny ambony. Zany de midika fa avy amin'ny Rain'ny fahazavana. Fa miaraka amin'Andriamanitra de tsisy fiovana na tandindogna nohon'ny fialana. \v 18 Fa Andriamanitra de nifidy antsena homena fahaterahana amin'ny teny fahamarinana, mba ho voaloam-bokatraka amin'ny raha marobe zay noforoniny atsena.

1
01/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Fantatrareo zany, ry rahalay tena teko: aoka ny olona marobe halaky hiteno, tsy halaky hamaly, ary halaky vignitra.\v 20 Fa ny havigniran'ny olona de tsy avita ny sitra-pon'Andriamanitra.\v 21 Ka elay ny fahalotoana aby io sy ny faharatsiana marobe. Amim-petre tegna de raiso ny teny efa nomena, zay afaka mamonjy ny fagnainareo.

2
01/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 22 Aoka ho hagnatanteraka ny teny anareo fa tsy hiteno fotsiny, ka hamitaka ny tegnanareo.\v 23 Fa na misy miteno ny teny nefa tsy mankato, de ôtran' ny olona zay mandika ny tarehiny amin'ny
fitaratra izy. \v 24 Mandinika ny tegnany izy ka mandea aveo igny de adignony ny tegnany.\v 25 Fa ny olona zay mandinika tsara ny lalànan'ny fahafahana tanteraka, sy manohy magnano an'zany, fa tsy hoe miteno fotsiny ka hagnadigno, de ho ambinina amin'ny asany zany olona zany.

1
01/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Na misy mihevi-tegna ho mpivavaka, nefa tsy mavoafehy ny lelany, de mamitaka ny fo izy, ka tsy misy dikany ny ivavahany. \v 27 Ny fivavahana madio sady tsisy loto eo amin'Andriamanitra Raintsika de zao: hagnampy an'zay kamboty sy iregny mpitondrategna amin'ny fijalen'iary zareo, sady miaro ny tegna mba tsisy loto avy amin'zao tontolo zao.

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ry rahalaiko, aza mitana ny finoana an'i Jesôsy kristy Tompontsika, zay Tompon'ny voninahitra, amin'ny fiangarana amin'ny olon-kafa.\v 2 Atofay hoe misy olona miditra ao amin'ny fivorianareo magnatao peratra volamena sy akanjo tsara, ary misy lilahy mahantra my koa miditra magnatao akanjo maloto.\v 3 Na mijery an' olona mekanjo tsara anano de mizaka hoe: "Azafady mitomera amina pilasy tsara," fa hijaka amin'ny hizaka amin'ny lilay mahantra koa hoe: "Mitsangàna anao ery ,"na hoe: "Mipetraha eto an-tongotrako,"ka tsy mifampitsara aminareo anareo? \v 4 Moa tsy nanjary mpitsara amin'ny eritreri-dratsy anareo?

1
02/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Mitenoa, ry rahalay tena teko, tsy efa nifidin'Andriamanitra va ny mahantran'zao tontolo zao mba hanankarena amin'ny finoana sady mpandova ny fanjakana zay nampagnategnainy zay tian'Azy? \v 6 Fa anareo de nagnala baraka ny tsy managna! Tsy mpanan-karena va arô no nampizaly anareo igny va? Tsy iary zareo my ma nitarika anareo tegny amin'ny fitsarana igny va? \v 7 Tsy iary zareo koa ma nagnaratsy ny agnarana tsara zay anareo igny an?

1
02/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Na de zany aza, na magnatanteraka ny lalàn'ny mpanjaka anareo, arakan'ny Soratra Masina hoe: "Tiavo ny akamanao kara ny tegnanao". \v 9 Fa ndreka magnome sitraka ny olona anagny koja anareo, de manota, ka voasajy kara ny tsy magnara-dalàna.

1
02/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Fa na iza na iza magnatanteraka ny lalàna marobe, kanefa lavo amin'ny lalàna raika, de ho diso amin'azy aby.\v 11 Fa zeny nizaka hoe: "Aza mampirafy," de nizaka my koa hoe: "aza mamono olona." Ka na de tsy mampirafy aza anareo, kanefa mamono olona, de mitovy amin'ny tsy mpagnara-dalàna my.

1
02/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Noho izany de mizakà sy magnamboara karan' iregny zay ho tsaraina amin'ny lalàn'ny fahafahana. \v 13 Fa ny fitsarana de tonga tsisy indra fo amin'iary zareo zeny tsy namindra fo.

1
02/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Ino no tsara, ry rahalaiko, ndreka mizaka olona raika fa manam-pinoana izy, kanefa tsisy asany? Afaka magnavotra an'azy va arô zany finoana zany va? \v 15 Atofay hoe misy rahalay na anabavy ratsy fiakanjo sady tsy mihinan-kanina andro raika. \v 16 Atofay hoe misy raika aminareo mizaka amin'iary zareo hoe: "Mandiana am-piadanana, magnamboara mafana de mivokisa." Na tsy magnome an'iary zareo ny raha ilain'ny vatagny anareo, ino no mahatsara an'zany? \v 17 De karan'zany koa ny finoana, na tsisy asa, de tsy dikany.

1
02/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Nefa mety misy olona mizaka hoe: "Manam-pinoana anao, de zaho managn'asa." Atoroy anaha ny finoanao tsisy asa, de atoroko anao koa ny finoako amin'ny alalan'ny asako. \v 19 Anao de mino fa fa raika my Andriamanitra; tsara ny nataonao zany. Fa na ny devoly koa ka mba mino ka de mataotra iary zareo.\v 20 Tenareo lala va ry lilay, fa fa ny finoana tsisy asa de tsisy ilana an'azy? (Fagnamarinana: Ny dikan-teny taloha sanagny de mamaky hoe: "Tenareo ho lala va, ry rahalay foka, hoe nagnino ny finoana tsisy asa no tsisy dikany?")

1
02/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Tsy tamin'ny asa va arô no nagnamarinana an'i Abrahama iabantsena ndreka nagnome an'Isaka zanagny lay teo amin'ny alitara igny izy va? \v 22 Hitanao fa ny finoana de niasa nagnaraka ny asany, ka amin'ny asa de nitombo ny finoany.\v 23 De tanteraka Soratra Masina mizaka hoe: "Abrahama nino an'Andriamanitra, ka nievitra an'zany ho fahamarinana," de natao hoe akaman'Andriamanitra izy. \v 24 Hitanareo zao fa amin'ny asa no hagnamarinana ny olona, fa tsy amin'ny finoana fotsiny.

1
02/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Karan'zany koa i Rahaba mpivaro-tegna tsy namarinana tamin'ny asa va arô izy, ndreka nampandroso iregny iraka sady nagnandefa an'iary zareo tamin'ny lalan-kafa igny va? \v 26 Fa maty ny tegna na misaraka amin'ny fagnay, de ôtran'zany my koa ny finoana tsisy asa de tsisy dikany.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 andiana aty, anareo zay manan-karena, mitomagnia migogogogoà noho ny fizaliana ho avy aminareo. \v 2 Ny fanagnanareo efa lo, de ny lambanareo efa lanin'ny kalalao. Ny volamenanareo sy volafotsinareo de efa arafesina.\v 3 Ny harafenany de ho vavolombelona hitory anareo. Hagnoro ny tegnanareo kara ny afo. Nasarisinarizareo ny fanagnanareo ho amin'ny andro farany.

1
05/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Iregny, ny mpiasa de mitaraigna ny karamany zay tsy nomenareo ho an'iary zareo zay nampamokatra ny taninareo, ka iregny fitaraignan'ny mpambely de efa avy agny am-pototadignin'ny Tompon'ny maro.\v 5 Niagna tamin'ny fanagnana teto an-tany anareo ka nampiadan-tegna tamin'ny tegnareo. Nampiadaninareo ny fonareo ho an'ny andro famonoana.\v 6 Nagnameloka sy namono ny olon-marina anareo. Tsy nanohitra anreo izy.

1
05/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Ka mahareta, ry rahalay, mandra-piavin'ny Tompo. Iregny, ny mpamboly madigny ny vokatra tsara avy amin'ny tany. Mandigny am-paharetana an'zany izy, madra-pazahoany zany voalohan'orana sy faran'orana.\v 8 Anareo, my koa, mahàreta. Hampatanjao ny fonareo, satria efa akeky ny fiavian'ny Tompo.

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Aza mifampitaraigna, ry rahalay, mba tsy tsaraina anareo. Tonga ny mpitsara mitsagnana eo am-baragnaragna. \v 10 Magnalà ohatra, ry rahalay, avy amin'ny fijalaina sy faharetan'iregny mpaminany, iregny zay nizaka tamin'ny agnaran'ny Tompo.\v 11 Ka, heverintsena karan'ny hoe sambatra iregny zay efa niaritra. Efa regninareo ny fiaretan'ny Jôba, sady lalanareo ny tanjognan'ny Tompo, mahatonga an'Azy mamindra fo sady mahatsiaro falahelo.

1
05/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Fa ambonin'ny raha marobe, ry rahalaiko, aza mifanta, na amin'ny lagnitra na amin'ny tany, na amin'ny fifantana hafa. Fa koja, aoka ny zakanareo hoe: "Eny " de "Eny" na "Tsia" de "Tsia", mba tsy hiodiranareo amin'ny fitsarana.

1
05/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Misy olona aminareo va managna olagna? Aoka hivavaka izy. Misy olona faly koa va? Aoka hihira fiderana izy.\v 14 Misy marary va aminareo? Aoka hagnatson'ny loholon'ny fiangonana, de aoka mba hivavaka ho an'azy izy. Aoka iary zareo agnosotra menaka an'azy amin'ny agnaran'ny Tompo.\v 15 Ny fivavakin'ny finoana no hagnafaka ny olona marary, ka ny Tompo hagnafaka an'azy. Na nanota izy, de hamela ny helokany Andriamanitra.

1
05/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Ka de mifagnekea heloka anareo, sady mifampivavaha, mba ho afaka anareo. Ny vavaka amboaran'ny olo-marina de tena mahery indrindra ny fiasany.\v 17 Elia de olombelona karantsena my. Nivavaka mafy izy mba tsy hilatsaka ny orana, de tsy norana ny andro nandritran'ny telo taona sy enim-bolana. \v 18 Aveo de nivavaka ndreka Elia. Ka nandrotsak'orana ny lanitra, de nanjary namokatra ny tany.

1
05/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Ry rahalaiko, na misy aminareo menga amin'ny fahamarinana, ka misy raika magnerina an'azy,\v 20 de tokony ho lalan'io olona io fa niza niza magnala ny mpanota raika amin'ny làlana diso de hagnavotra an'azy amin'ny fahafatesana, sady hanakona fahotana marobe.

View File

@ -2,6 +2,10 @@
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
<<<<<<< HEAD
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
=======
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> 5787a57815bb942bedf571b814513145ee53e756

View File

@ -33,7 +33,8 @@
],
"parent_draft": {},
"translators": [
"LAPTOP-HA9V2PJ1"
"LAPTOP-HA9V2PJ1",
"MAD100"
],
"finished_chunks": [
"03-01",
@ -51,6 +52,35 @@
"04-08",
"04-11",
"04-13",
"04-15"
"04-15",
"01-26",
"02-title",
"02-01",
"02-14",
"02-18",
"02-12",
"02-10",
"02-08",
"02-05",
"02-21",
"02-25",
"01-title",
"01-01",
"01-04",
"01-06",
"01-09",
"01-12",
"01-14",
"01-17",
"01-19",
"01-22",
"05-01",
"05-04",
"05-07",
"05-09",
"05-12",
"05-13",
"05-16",
"05-19"
]
}