-x-antambahoaka_jas_text_reg/03/15.txt

1 line
508 B
Plaintext

\v 15 Izany de tsy hankatena nilatsaka avy ambony agny. Fa koza , avy amin'ny tany, ny tsy ara-pagnahy, ny demoniaka izany. \v 16 Fa agny amindregny misy fialognana sy fanirian-daza, de misy fifanjevôna sy ny fagnamboarana ny ratsy marobe. \v 17 Fa ny hakantena avy ambony agny de madio alohagny, feno fiadagnana, malemy fagnahy, mihevitra ny sasany, feno famindram-po sy vokatra tsara, tsy malemy, sady tsotra. \v 18 Ny vokatry ny fahamarinana de vôfafy am-piadagnana agnatin'iary zareo zegny mampihavana.