Fri Oct 18 2019 11:52:05 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-18 11:52:05 -04:00
parent a2fddbf238
commit 4379079ef7
4 changed files with 6 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 Otran'izany koa ny lela de rantsagna bitaka amin'ny vatagna, nefa izy de mihambo raha marobe. Jerevo koa ma ny habitakan'ny afo zay mandoro ala be. \v 6 Ny lela de afo mi koa, tontolon'ny fahotana napetaka tamin'ny rantsam-batagnaantsena. Izany de magnisy pendipendigna amin'ny vatagna iray manontolo sady mandoro ny lalam-piaignana. Arehitrin'ny helo ny tegnany.
\v 5 Otran'izany koa ny lela de rantsagna bitaka amin'ny vatagna, nefa izy de mihambo raha marobe. Jerevo koa ma ny habitakan'ny afo zay mandoro ala be. \v 6 Ny lela de afo mi koa, tontolon'ny fahotana napetaka tamin'ny rantsam-batagnantsena. Izany de magnisy pendipendigna amin'ny vatagna iray manontolo sady mandoro ny lalam-piaignana. Arehitrin'ny helo ny tegnany.

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 fa ny karazam-bibidia maro aby io, vorogna, biby mandady, mbàn'ny zavaboharin-dranomasina de folaka sady nifolahin'olombelona. Fa raha momba ny lela ndreka de tsisy olona mahavita mamolaka an'io. Izy io de ratsy tsy hay fehezina, sad feno poizina mahafaty.
\v 7 fa ny karazam-bibidia maro aby io, vorogna, biby mandady, mbàn'ny zavaboharin-dranomasina de folaka sady nifolahin'olombelona. \v 8 Fa raha momba ny lela ndreka, de tsisy olona mahavita mamolaka an'io. Izy io de ratsy tsy hay fehezina, sady feno poizina mahafaty.

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 Amin'io no hiderantsena ny Tompo sy ny Ray. Sady amin'io koa ny agnozonantsena olona, zeny namboarina nitovy tamin'Andriamanitra. Avy amin'ny vava izany my no ivoahan'ny fitahiana sy ny fagnozonana. Ry rahalahiko, tsy tokony hiseho raha izany.
\v 9 Amin'io no hiderantsena ny Tompo sy ny Ray. Sady amin'io koa ny agnozognantsena olona, zeny namboarina nitovy tamin'Andriamanitra. \v 10 Avy amin'ny vava izany my no ivoahan'ny fitahiana sy ny fagnozonana. Ry rahalahiko, tsy tokony hiseho raha izany.

View File

@ -37,6 +37,8 @@
],
"finished_chunks": [
"03-01",
"03-03"
"03-03",
"03-05",
"03-07"
]
}