diff --git a/03/05.txt b/03/05.txt index d92f6d5..d439f2d 100644 --- a/03/05.txt +++ b/03/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 Otran'izany koa ny lela de rantsagna bitaka amin'ny vatagna, nefa izy de mihambo raha marobe. Jerevo koa ma ny habitakan'ny afo zay mandoro ala be. \v 6 Ny lela de afo mi koa, tontolon'ny fahotana napetaka tamin'ny rantsam-batagnaantsena. Izany de magnisy pendipendigna amin'ny vatagna iray manontolo sady mandoro ny lalam-piaignana. Arehitrin'ny helo ny tegnany. \ No newline at end of file +\v 5 Otran'izany koa ny lela de rantsagna bitaka amin'ny vatagna, nefa izy de mihambo raha marobe. Jerevo koa ma ny habitakan'ny afo zay mandoro ala be. \v 6 Ny lela de afo mi koa, tontolon'ny fahotana napetaka tamin'ny rantsam-batagnantsena. Izany de magnisy pendipendigna amin'ny vatagna iray manontolo sady mandoro ny lalam-piaignana. Arehitrin'ny helo ny tegnany. \ No newline at end of file diff --git a/03/07.txt b/03/07.txt index 0b7a4a7..71d235b 100644 --- a/03/07.txt +++ b/03/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 fa ny karazam-bibidia maro aby io, vorogna, biby mandady, mbàn'ny zavaboharin-dranomasina de folaka sady nifolahin'olombelona. Fa raha momba ny lela ndreka de tsisy olona mahavita mamolaka an'io. Izy io de ratsy tsy hay fehezina, sad feno poizina mahafaty. \ No newline at end of file +\v 7 fa ny karazam-bibidia maro aby io, vorogna, biby mandady, mbàn'ny zavaboharin-dranomasina de folaka sady nifolahin'olombelona. \v 8 Fa raha momba ny lela ndreka, de tsisy olona mahavita mamolaka an'io. Izy io de ratsy tsy hay fehezina, sady feno poizina mahafaty. \ No newline at end of file diff --git a/03/09.txt b/03/09.txt index df4ec81..78cf0ad 100644 --- a/03/09.txt +++ b/03/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 Amin'io no hiderantsena ny Tompo sy ny Ray. Sady amin'io koa ny agnozonantsena olona, zeny namboarina nitovy tamin'Andriamanitra. Avy amin'ny vava izany my no ivoahan'ny fitahiana sy ny fagnozonana. Ry rahalahiko, tsy tokony hiseho raha izany. \ No newline at end of file +\v 9 Amin'io no hiderantsena ny Tompo sy ny Ray. Sady amin'io koa ny agnozognantsena olona, zeny namboarina nitovy tamin'Andriamanitra. \v 10 Avy amin'ny vava izany my no ivoahan'ny fitahiana sy ny fagnozonana. Ry rahalahiko, tsy tokony hiseho raha izany. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index ddbdc2d..2c50893 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -37,6 +37,8 @@ ], "finished_chunks": [ "03-01", - "03-03" + "03-03", + "03-05", + "03-07" ] } \ No newline at end of file