Fri Oct 18 2019 11:50:05 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-18 11:50:05 -04:00
parent 88dceba1f0
commit a2fddbf238
4 changed files with 7 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 3 \v 1 Tsy olona maro aby io de tokony lasa mpampianatra, ry rahalahiko. Lalan-tsena fa handray fitsarana mafy tegnany antsena. \v 2 Fa antsena marobe de tafintohina amin'ny raha marobe io aby. Fa ndreka misy tsy tafintohina amin'ny raha zakaina io, de lilahy matotra tegnany izy, fa afaka mifehy ndre vatagnany iray manontolo.
\c 3 \v 1 Tsy olona maro aby io de tokony lasa mpampianatra, ry rahalahiko. Lalan-tsena fa handray fitsarana mafy tegnany antsena. \v 2 Fa antsena marobe de tafintohina amin'ny raha marobe io aby. Fa ndreka misy tsy tafintohina amin'ny raha zakaina io, de lilahy matotra tegnany izy, afaka mifehy ndre vatagnany iray manontolo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 fa ndreka asentsena lamboridy ambavahadin'ny soavaly aby io mab hankatoavan'iary zareo antsena, de afaka mitondra ny vatagnan'iary zareo ray manontolo koa antsena. Jerevo koa ma fa ny sambo io, ndre agnona be de indôsin'ny rivo-mahery, de voavilikan'ny familiana farany bitaka amin'ny zeny ten'ny mpagnamory.
\v 3 fa ndreka asentsena lamboridy ambavahadin'ny soavaly aby io mab hankatoavan'iary zareo antsena, de afaka mitondra ny vatagnan'iary zareo ray manontolo koa antsena. \v 4 Jerevo koa ma fa ny sambo io, ndre agnona be de indôsin'ny rivo-mahery, de voavilikan'ny familiana farany bitaka amin'ny zeny ten'ny mpagnamory.

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 Otrn'izany koa ny lela de rantsagna bitaka amin'ny vatagna, nefa izy de mihambo raha marobe. Jervo koa ma ny habitaka ny afo zay mandoro ala be. Ny lela de afo mi koa, tontolon'ny fahotana napetaka tamin'ny rantsam-batagnaantsena. Izany de magnisy pendipendigna amin'ny vatagna iray manontolo sady mandoro ny lalam-piaignana. Arehitrin'ny helo ny tegnany.
\v 5 Otran'izany koa ny lela de rantsagna bitaka amin'ny vatagna, nefa izy de mihambo raha marobe. Jerevo koa ma ny habitakan'ny afo zay mandoro ala be. \v 6 Ny lela de afo mi koa, tontolon'ny fahotana napetaka tamin'ny rantsam-batagnaantsena. Izany de magnisy pendipendigna amin'ny vatagna iray manontolo sady mandoro ny lalam-piaignana. Arehitrin'ny helo ny tegnany.

View File

@ -35,5 +35,8 @@
"translators": [
"LAPTOP-HA9V2PJ1"
],
"finished_chunks": []
"finished_chunks": [
"03-01",
"03-03"
]
}