auto save

This commit is contained in:
MAD100 2019-10-25 07:32:43 -04:00 committed by root
parent 09ed6bcd36
commit 42ca697660
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 \v 5 Izahay de tokony hagnome fisaorana an'Andriamanitra ho anareo fehizay, ry rahalay. Fa zany no tsara atao, satria tena mitombo fatratra ny finoanareo, mbamin'ny fitiavanareo tsirai-draika de mitombo ho an'ny hafa. Nony zany zahay de mizaka am-pireareana momba anareo amin'iregny fiangonan'Andriamanitra. Zahay de mizaka ny momban' ny faharetanareo mbamin'ny finoanareo tamin'ny zay nagnejehana anareo. Mikorana mombanian'iro fijalena izay niaretanareo. Izany de famantarana ny fitsarana marina an'Andriamanitra. Ny vokany de horaisina
\v 3 \v 4 \v 5 Izahay de tokony hagnome fisaorana an'Andriamanitra ho anareo fehizay, ry rahalay. Fa zany no tsara atao, satria tena mitombo fatratra ny finoanareo, mbamin'ny fitiavanareo tsirai-draika de mitombo ho an'ny hafa. Nony zany zahay de mizaka am-pireareana momba anareo amin'iregny fiangonan'Andriamanitra. Zahay de mizaka ny momban' ny faharetanareo mbamin'ny finoanareo tamin'ny zay nagnejehana anareo. Mikorana mombanian'iro fijalena izay niaretanareo. Izany de famantarana ny fitsarana marina an'Andriamanitra. Ny vokany de horaisina tsara ny fanjakan'Andriamaniatra zay nijalianareo