auto save
This commit is contained in:
parent
af447a3718
commit
09ed6bcd36
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 3 \v 4 \v 5 Izahay de tokony hagnome fisaorana an'Andriamanitra ho anareo fehizay, ry rahalay. Fa zany no tsara atao, satria tena mitombo fatratra ny finoanareo, mbamin'ny fitiavanareo tsirai-draika de mitombo ho an'ny hafa. Nony zany zahay de mizaka am-pireareana momba anareo amin'iregny fiangonan'Andriamanitra. Zahay de mizaka ny momban' ny faharetanareo mbamin'ny finoanareo tamin'ny zay nagnejehana anareo. Mikorana mombanian'iro fijalena izay niaretanareo. Izany de famantarana ny fitsarana marina an'Andriamanitra
|
||||
\v 3 \v 4 \v 5 Izahay de tokony hagnome fisaorana an'Andriamanitra ho anareo fehizay, ry rahalay. Fa zany no tsara atao, satria tena mitombo fatratra ny finoanareo, mbamin'ny fitiavanareo tsirai-draika de mitombo ho an'ny hafa. Nony zany zahay de mizaka am-pireareana momba anareo amin'iregny fiangonan'Andriamanitra. Zahay de mizaka ny momban' ny faharetanareo mbamin'ny finoanareo tamin'ny zay nagnejehana anareo. Mikorana mombanian'iro fijalena izay niaretanareo. Izany de famantarana ny fitsarana marina an'Andriamanitra. Ny vokany de horaisina
|
Loading…
Reference in New Issue