From 42ca697660b51313d79ebc1432a41df1f320629a Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD100 <> Date: Fri, 25 Oct 2019 07:32:43 -0400 Subject: [PATCH] auto save --- 01/03.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/01/03.txt b/01/03.txt index 2dbad8b..7a72172 100644 --- a/01/03.txt +++ b/01/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 \v 5 Izahay de tokony hagnome fisaorana an'Andriamanitra ho anareo fehizay, ry rahalay. Fa zany no tsara atao, satria tena mitombo fatratra ny finoanareo, mbamin'ny fitiavanareo tsirai-draika de mitombo ho an'ny hafa. Nony zany zahay de mizaka am-pireareana momba anareo amin'iregny fiangonan'Andriamanitra. Zahay de mizaka ny momban' ny faharetanareo mbamin'ny finoanareo tamin'ny zay nagnejehana anareo. Mikorana mombanian'iro fijalena izay niaretanareo. Izany de famantarana ny fitsarana marina an'Andriamanitra. Ny vokany de horaisina \ No newline at end of file +\v 3 \v 4 \v 5 Izahay de tokony hagnome fisaorana an'Andriamanitra ho anareo fehizay, ry rahalay. Fa zany no tsara atao, satria tena mitombo fatratra ny finoanareo, mbamin'ny fitiavanareo tsirai-draika de mitombo ho an'ny hafa. Nony zany zahay de mizaka am-pireareana momba anareo amin'iregny fiangonan'Andriamanitra. Zahay de mizaka ny momban' ny faharetanareo mbamin'ny finoanareo tamin'ny zay nagnejehana anareo. Mikorana mombanian'iro fijalena izay niaretanareo. Izany de famantarana ny fitsarana marina an'Andriamanitra. Ny vokany de horaisina tsara ny fanjakan'Andriamaniatra zay nijalianareo \ No newline at end of file