Tue Sep 29 2020 10:37:24 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-09-29 10:37:25 -04:00
parent 845d7054a0
commit da48c7ab1e
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Noho ijany die vonona fehijay iaho hamapatsiahy anareo ny raha reo, nadie fantatrareo ajy reo, ary na die mantanjaka ao amin'ny marina aja anareo ankehitriny. \v 13 Iaho mieritritra fa rariny aminahy ny mamoha anareoamin'ny fampahatsahivana ny raha reo, raha mbola eto amin'ity tragno-lay ty iaho.\v 14 Satria fantako fa tsy ho ela die ho alaiko ny tragno-laiko, hôtra ijay nabôkan'i Jesôsy Kristy Tompontsena anahy. \v 15 Die ho ataoko ijay farany vitako mba hahatsiarovanareo mandrakariva ireo raha reo rehefa lasa iaho.
\v 12 Noho ijany die vonona fehijay iaho hampatsiahy anareo ny raha reo, nadie fantatrareo ajy reo, ary na die mantanjaka ao amin'ny marina aja anareo ankehitriny. \v 13 Iaho mieritritra fa rariny aminahy ny mamoha anareo amin'ny fampahatsahivana ny raha reo, raha mbola eto amin'ity tragno-lay ty iaho. \v 14 Satria fantako fa tsy ho ela die ho alaiko ny tragno-laiko, hôtra ijay nabôkan'i Jesôsy Kristy Tompontsena anahy. \v 15 Die ho ataoko ijay farany vitako mba hahatsiarovanareo mandrakariva ireo raha reo rehefa lasa iaho.

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 Fa ahay die tsy nagnarake angano tsara rafitra jay noforognona rehefa nivoria taminareo ny momban'ny hery sy ny nisehoan'i Jesôsy Kristy Tompontsena. Fa koja, ahay die vavolombelogna nahita ny fiandrianany.\v 17 Fa Ijy die nahavôray laza amam-boninahitra laha tamin'Andriamanitra Iaba rehefa nisy feo tonga teo Aminajy tamin'ny voninahitra lehibe indrindra hoe: ''Ity no Janako malalako, jay sitrako indrndra.'' \v 18 Naharegny ijany feo laha tagny an-dagnitre ijany ahay, rehefa niaraka taminajy teny an-tendrombohitra masina.
\v 16 Fa ahay die tsy nagnarake angano tsara rafitra jay noforognona rehefa nivoria taminareo ny momban'ny hery sy ny nisehoan'i Jesôsy Kristy Tompontsena. Fa koja, ahay die vavolombelogna nahita ny fiandrianany. \v 17 Fa Ijy die nahavôray laza amam-boninahitra laha tamin'Andriamanitra Iaba rehefa nisy feo tonga teo Aminajy tamin'ny voninahitra lehibe indrindra hoe: ''Ity no Janako malalako, jay sitrako indrindra.'' \v 18 Naharegny ijany feo laha tagny an-dagnitre ijany ahay, rehefa niaraka taminajy teny an-tendrombohitra masina.

View File

@ -46,6 +46,7 @@
"01-03",
"01-05",
"01-08",
"01-10",
"01-12",
"01-16",
"01-19",