plt-x-tanala_2pe_text_reg/01/12.txt

1 line
532 B
Plaintext

\v 12 Noho ijany die vonona fehijay iaho hampatsiahy anareo ny raha reo, nadie fantatrareo ajy reo, ary na die mantanjaka ao amin'ny marina aja anareo ankehitriny. \v 13 Iaho mieritritra fa rariny aminahy ny mamoha anareo amin'ny fampahatsahivana ny raha reo, raha mbola eto amin'ity tragno-lay ty iaho. \v 14 Satria fantako fa tsy ho ela die ho alaiko ny tragno-laiko, hôtra ijay nabôkan'i Jesôsy Kristy Tompontsena anahy. \v 15 Die ho ataoko ijay farany vitako mba hahatsiarovanareo mandrakariva ireo raha reo rehefa lasa iaho.