Tue Sep 29 2020 10:35:24 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-09-29 10:35:27 -04:00
parent b4aa194b80
commit 845d7054a0
5 changed files with 5 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Simona Petera, mpanompo sy apostolin'i Jesôsy Kristy, hoa an'ireo ijay nahajo ny finoana sarobidy hôtra ijay noresinay, finoana ao amin'ny'fahamarinan'ny'Andriamanintsena sy Jesôsy Kristy Mpamonjy. \v 2 Hampitomboina anie ny fahasoavana sy fiadanana nohon'ny fahalalana an'Andriamanitra sy Jesôsy Tompontsena.
\c 1 \v 1 Simona Petera, mpanompo sy apostolin'i Jesôsy Kristy, hoa an'ireo ijay nahajo ny finoana sarobidy hôtra ijay noresinay, finoana ao amin'ny fahamarinan'ny Andriamanintsena sy Jesôsy Kristy Mpamonjy. \v 2 Hampitomboina anie ny fahasoavana sy fiadanana nohon'ny fahalalana an'Andriamanitra sy Jesôsy Tompontsena.

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Ny raha aby makasika ny herin'Andriamanitre ho an'ny fiainana sy toe-panahy die nomena antsena tamin'ny alalan'ny fahalalana an'Andriamanitra, ijay nangaike antsena tamin'ny alalan'ny voninahiny sy ny fahatsarany manokana.\v 4 Tamin'ny alalan'irzo, nomeny jaka fikasana tsara sady lehibe indrindra antsena, mba ho tonga mpizara amin'ny fomban'Andriamanitra anareo, raha milefa ny fahalotoana ijay eto an-tany noho ireo filàn-dratsy.
\v 3 Ny raha aby makasika ny herin'Andriamanitre ho an'ny fiainana sy toe-panahy die nomena antsena tamin'ny alalan'ny fahalalana an'Andriamanitra, ijay nangaike antsena tamin'ny alalan'ny voninahiny sy ny fahatsarany manokana. \v 4 Tamin'ny alalan'ireo, nomeny jaka fikasana tsara sady lehibe indrindra antsena, mba ho tonga mpizara amin'ny fomban'Andriamanitra anareo, raha milefa ny fahalotoana ijay eto an-tany noho ireo filàn-dratsy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Raha ao aminarzo die mitombo ao aminareo, die tsy hamoa natsy tsy hamokatre amin'ny fahalalana an'i Jesôsy Kristy Tompntsena anareo.\v 9 Fa na ija na ija tsy ampy ny raha reo die tsy mahita afa-tsy ijay mariny; jamba ijy. Nadinoiny ny fanadiovana ajy tamin'ny fahotany taloha.
\v 8 Raha ao aminareo die mitombo ao aminareo, die tsy hamoa natsy tsy hamokatre amin'ny fahalalana an'i Jesôsy Kristy Tompontsena anareo. \v 9 Fa na ija na ija tsy ampy ny raha reo die tsy mahita afa-tsy ijay mariny; jamba ijy. Nadinoiny ny fanadiovana ajy tamin'ny fahotany taloha.

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 Noho ijany, ry rahalahy, ataovy ny manontolo mba hahazahoana antoka ny fiantsoana sy ny fifidianana anareo. Raha manao ireo raha reo anarzo, die tsy ho vôfingana.\v 11 Amin'ijay die malalake ho anareo ny fidirana ao amin'ny fanjakana mandrakijay ijay an'ny Tompontse'a sy Jesôsy Kristy mpamonjy.
\v 10 Noho ijany, ry rahalahy, ataovy ny manontolo mba hahazahoana antoka ny fiantsoana sy ny fifidianana anareo. Raha manao ireo raha reo anareo, die tsy ho vôfingana. \v 11 Amin'ijay die malalake ho anareo ny fidirana ao amin'ny fanjakana mandrakijay ijay an'ny Tompontsena sy Jesôsy Kristy mpamonjy.

View File

@ -42,10 +42,10 @@
"finished_chunks": [
"front-title",
"01-title",
"01-01",
"01-03",
"01-05",
"01-08",
"01-10",
"01-12",
"01-16",
"01-19",