Tue Sep 29 2020 10:43:24 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-09-29 10:43:25 -04:00
parent 056c5f4a4c
commit a9e94de634
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 Fa i Lota marina, ijay nampijaliana tamin'ny fitondran-tegnan'ireo olo tsy ara-dalàna tamin'ny fahakevokevohana, die nivonjen'Andriamanitra. \v 8 Fa ijany lelahy marina ijany, ijay niaigna niaraka tamin'ijy ireo isanandro, fa die fadiranovana tami'ny fagnahin'ny fahamarinany noho ijy hitany sy regniny. \v 9 Fantatry ny Tompo ny fomba hamonjena ireo olo tsara fagnahy amin'ireo fitsapana, sy fomba hitanana ireo olo tsy marina ho amin'ny fagnafejana amin'ny andron'ny fitsaràna.
\v 7 Fa i Lota marina, ijay nampijaliana tamin'ny fitondran-tegnan'ireo olo tsy ara-dalàna tamin'ny fahakevokevohana, die nivonjen'Andriamanitra. \v 8 Fa ijany lelahy marina ijany, ijay niaigna niaraka tamin'ijy ireo isan'andro, fa die fadiranovana tamin'ny fagnahin'ny fahamarinany noho ijy hitany sy regniny. \v 9 Fantatry ny Tompo ny fomba hamonjena ireo olo tsara fagnahy amin'ireo fitsapana, sy fomba hitanana ireo olo tsy marina ho amin'ny fagnafejana amin'ny andron'ny fitsaràna.

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Fa ireo biby tsy mana-saigna ireo die natao ho samborina sy potehina. Tsy fantan'ijy ireo ijay tsiratsirain'ijy ireo. Ho potika ijy ireo. \v 13 Handray ny voka-dratsin'ny raha ratsy namboariny ijy ireo. Mieritreritra ijy ireo fa ny tsy fihafena mandritry ny andro die fahafinaretana. Ijy ireo die ba pentipentigna sy tigny. Mahafinaritra anajy ireo ny asa famitahan'ijy ireo laha efa mihinagna miaraka aminareo. (Fagnamarihana: Ireo dika teny saragny die mivaky hôtran'ny jao: ''Mahafinaritra anajy ireo ny asan'ijy ireo laha efa mihinagna miaraka aminareo amin'ny rahanim-pifakatiavana.'') \v 14 Adalam-biavy mijangajanga ijy ireo; tsy afa-po amin'ny fahotana ijy ireo. Mitarika fagnahy tsy mety maty hômin'ny fanôvandratsy ijy ireo, ary managna FO vôofagna amin'ny fagnirena ijy ireo. Janaky ny fagnojognana ijy ireo!
\v 12 Fa ireo biby tsy mana-saigna ireo die natao ho samborina sy potehina. Tsy fantan'ijy ireo ijay tsiratsirain'ijy ireo. Ho potika ijy ireo. \v 13 Handray ny voka-dratsin'ny raha ratsy namboariny ijy ireo. Mieritreritra ijy ireo fa ny tsy fihafena mandritry ny andro die fahafinaretana. Ijy ireo die ba pentipentigna sy tigny. Mahafinaritra anajy ireo ny asa famitahan'ijy ireo laha efa mihinagna miaraka aminareo. (Fagnamarihana: Ireo dika-teny saragny die mivaky hôtran'ny jao: ''Mahafinaritra anajy ireo ny asan'ijy ireo laha efa mihinagna miaraka aminareo amin'ny rahanim-pifakatiavana.'') \v 14 Adalam-biavy mijangajanga ijy ireo; tsy afa-po amin'ny fahotana ijy ireo. Mitarika fagnahy tsy mety maty hômin'ny fanôvandratsy ijy ireo, ary managna fo vôofagna amin'ny fagnirena ijy ireo. Janaky ny fagnojognana ijy ireo!

View File

@ -53,9 +53,9 @@
"02-title",
"02-01",
"02-04",
"02-07",
"02-10",
"02-12",
"02-15",
"02-17",
"02-20",
"03-title",