From a9e94de6344a287aef9f421c2a7c19c509a23c96 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Tue, 29 Sep 2020 10:43:25 -0400 Subject: [PATCH] Tue Sep 29 2020 10:43:24 GMT-0400 (Eastern Daylight Time) --- 02/07.txt | 2 +- 02/12.txt | 2 +- manifest.json | 2 +- 3 files changed, 3 insertions(+), 3 deletions(-) diff --git a/02/07.txt b/02/07.txt index 9a2c25a..614de78 100644 --- a/02/07.txt +++ b/02/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 Fa i Lota marina, ijay nampijaliana tamin'ny fitondran-tegnan'ireo olo tsy ara-dalàna tamin'ny fahakevokevohana, die nivonjen'Andriamanitra. \v 8 Fa ijany lelahy marina ijany, ijay niaigna niaraka tamin'ijy ireo isanandro, fa die fadiranovana tami'ny fagnahin'ny fahamarinany noho ijy hitany sy regniny. \v 9 Fantatry ny Tompo ny fomba hamonjena ireo olo tsara fagnahy amin'ireo fitsapana, sy fomba hitanana ireo olo tsy marina ho amin'ny fagnafejana amin'ny andron'ny fitsaràna. \ No newline at end of file +\v 7 Fa i Lota marina, ijay nampijaliana tamin'ny fitondran-tegnan'ireo olo tsy ara-dalàna tamin'ny fahakevokevohana, die nivonjen'Andriamanitra. \v 8 Fa ijany lelahy marina ijany, ijay niaigna niaraka tamin'ijy ireo isan'andro, fa die fadiranovana tamin'ny fagnahin'ny fahamarinany noho ijy hitany sy regniny. \v 9 Fantatry ny Tompo ny fomba hamonjena ireo olo tsara fagnahy amin'ireo fitsapana, sy fomba hitanana ireo olo tsy marina ho amin'ny fagnafejana amin'ny andron'ny fitsaràna. \ No newline at end of file diff --git a/02/12.txt b/02/12.txt index 911b824..cace157 100644 --- a/02/12.txt +++ b/02/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 Fa ireo biby tsy mana-saigna ireo die natao ho samborina sy potehina. Tsy fantan'ijy ireo ijay tsiratsirain'ijy ireo. Ho potika ijy ireo. \v 13 Handray ny voka-dratsin'ny raha ratsy namboariny ijy ireo. Mieritreritra ijy ireo fa ny tsy fihafena mandritry ny andro die fahafinaretana. Ijy ireo die ba pentipentigna sy tigny. Mahafinaritra anajy ireo ny asa famitahan'ijy ireo laha efa mihinagna miaraka aminareo. (Fagnamarihana: Ireo dika teny saragny die mivaky hôtran'ny jao: ''Mahafinaritra anajy ireo ny asan'ijy ireo laha efa mihinagna miaraka aminareo amin'ny rahanim-pifakatiavana.'') \v 14 Adalam-biavy mijangajanga ijy ireo; tsy afa-po amin'ny fahotana ijy ireo. Mitarika fagnahy tsy mety maty hômin'ny fanôvandratsy ijy ireo, ary managna FO vôofagna amin'ny fagnirena ijy ireo. Janaky ny fagnojognana ijy ireo! \ No newline at end of file +\v 12 Fa ireo biby tsy mana-saigna ireo die natao ho samborina sy potehina. Tsy fantan'ijy ireo ijay tsiratsirain'ijy ireo. Ho potika ijy ireo. \v 13 Handray ny voka-dratsin'ny raha ratsy namboariny ijy ireo. Mieritreritra ijy ireo fa ny tsy fihafena mandritry ny andro die fahafinaretana. Ijy ireo die ba pentipentigna sy tigny. Mahafinaritra anajy ireo ny asa famitahan'ijy ireo laha efa mihinagna miaraka aminareo. (Fagnamarihana: Ireo dika-teny saragny die mivaky hôtran'ny jao: ''Mahafinaritra anajy ireo ny asan'ijy ireo laha efa mihinagna miaraka aminareo amin'ny rahanim-pifakatiavana.'') \v 14 Adalam-biavy mijangajanga ijy ireo; tsy afa-po amin'ny fahotana ijy ireo. Mitarika fagnahy tsy mety maty hômin'ny fanôvandratsy ijy ireo, ary managna fo vôofagna amin'ny fagnirena ijy ireo. Janaky ny fagnojognana ijy ireo! \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 7e63671..a623ccf 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -53,9 +53,9 @@ "02-title", "02-01", "02-04", + "02-07", "02-10", "02-12", - "02-15", "02-17", "02-20", "03-title",