Tue Sep 29 2020 10:41:24 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-09-29 10:41:25 -04:00
parent 803def8403
commit 056c5f4a4c
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Fa Andriamanitra tsy amindra fo amin'ireo anjely ijay nagnota. Fa koja nameny hômin'ny vilagny tany ijy ireo ba ho vôtagna amin'ny amin'ny gadran'ny fahamejignana mandrapeven'ny fitsarana.(Fagnamarihana: Ny dika teny saragny taloha die mivaky hôtran'ny jao: ''Ba hifihejina ao amin'ny lavaky ny fahamijegnana mqndra-peven'ny fitsarana.'') \v 5 Ary hiany koa, tsy nagnavela an'ijao totonlo ijao taloha ijy. Fa koja, namonjy an'i Noah, ijay mpitory ny fahamarinana, miaraka amin'ny fito hafa, laha efa nitondraka ny safodrano tamin'ny ratsy fagnahy teto amin'ijao totonlo ijao ijy. \v 6 Andriamanitra mandy koa die nagnano ireo tanànan'i Sodoma sy Gomora ho lakevogna ary nagnameloka anajy ireo ho amin'ny fahapotehana, ho hôtran'ny ohatra amin'ijay hitranga amin'ny ratsy fagnahy.
\v 4 Fa Andriamanitra tsy amindra fo amin'ireo anjely ijay nagnota. Fa koja nameny hômin'ny vilagny tany ijy ireo ba ho vôtagna amin'ny amin'ny gadran'ny fahamejignana mandrapeven'ny fitsarana.(Fagnamarihana: Ny dika teny saragny taloha die mivaky hôtran'ny jao: ''Ba hifihejina ao amin'ny lavaky ny fahamijegnana mandra-peven'ny fitsarana.'') \v 5 Ary hiany koa, tsy nagnavela an'ijao totonlo ijao taloha ijy. Fa koja, namonjy an'i Noah, ijay mpitory ny fahamarinana, miaraka amin'ny fito hafa, laha efa nitondraka ny safodrano tamin'ny ratsy fagnahy teto amin'ijao totonlo ijao ijy. \v 6 Andriamanitra mandy koa die nagnano ireo tanànan'i Sodoma sy Gomora ho lakevogna ary nagnameloka anajy ireo ho amin'ny fahapotehana, ho hôtran'ny ohatra amin'ijay hitranga amin'ny ratsy fagnahy.

View File

@ -52,7 +52,7 @@
"01-19",
"02-title",
"02-01",
"02-07",
"02-04",
"02-10",
"02-12",
"02-15",