16 lines
379 B
Markdown
16 lines
379 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Manohy manoritsoritra ny nofiny ilay tovovavy.
|
|
|
|
# Nanokatra ny varavarana ho an'ny malalako aho
|
|
|
|
DH: "Nanokatra ny tenako ho an'ny malalako aho."
|
|
|
|
# malalako
|
|
|
|
Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:12.
|
|
|
|
# Difotra ny foko; nanjary kivy aho
|
|
|
|
"Lasa ny fanahiko, rehefa niteny izy." DH: "Rehefa niteny izy, dia nahatsapa toy ny hoe maty aho."
|