379 B
379 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy manoritsoritra ny nofiny ilay tovovavy.
Nanokatra ny varavarana ho an'ny malalako aho
DH: "Nanokatra ny tenako ho an'ny malalako aho."
malalako
Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1:12.
Difotra ny foko; nanjary kivy aho
"Lasa ny fanahiko, rehefa niteny izy." DH: "Rehefa niteny izy, dia nahatsapa toy ny hoe maty aho."